Tsy afaka mamaky hafatra ve???

1. hery ( 29/04/2004 00:12)
Ho an'ireo izay tsy afaka mamaky hafatra ao amin'ny namana ity hafatra ity.
- Tato ho ato dia misy tsy misokatra ilay varavarankely (fenêtre) famakiana hafatra ho an'ny namana sasany. Ny antony dia satria sakanan'ny fitaovana ampiasaina ny fanokafana varavarankely manokana.

Vahaolana
Jereo eo amin'ny Fanoroampejy dia eo amin'ilay hoe [Izaho]. Eo ambanin'ny [Ny momba ahy] misy hoe [Fanovana manokana]. Raha anisan'ny tsy mahavaky hafatra ianao dia mariho io. Rehefa voamarika io dia tokony ho afaka mamaky hafatra amin'izay ianao.

Raha misy olana dia teneno ihany aho.
2. fijo ( 29/04/2004 04:36)
misaotra fa ny anay aloha ny varavarankely mbola tsy simba ny karetsaka e.ih,ih,ih
3. six ( 29/04/2004 09:14)
merci
4. ramoul ( 29/04/2004 16:02)
misaotra é!
5. baloo ( 29/04/2004 16:05)
tsy mandeha ilay izy ra- Hery a ! tsisy hita dôl oe lasa aiza ny hafatra nalefan'ny namana sy lasa ihany ve ilay hafatra !
6. nananie ( 29/04/2004 16:56)
sao de efa ela be kou ary nareo vao niverina? De nanajavona daholo ny rehetra?
7. ramoul ( 29/04/2004 17:07)
Hery à! zah lesy tsy afaka mandefa hafatra fa misy an'zany erreur zany à!
tsy haiko hoe innn le erreur.
efa 3 nanandrana zay zah fa tena tsy mety kanefa ny hafatra nalefako tena super important be mintsy.
Mba amboary lesy fa tena hilaiko maika mintsy ny valina hafatra izay nalefako any à!
Melsi davansa lesy à!
8. ramoul ( 29/04/2004 17:16)
Hery à! zany Passe error: passe erro in/home/serase2/public-html/namana/in/send.php on line zany le erreur kanefa tsy haiko ny ikan' zany.
Melsi
9. xxx ( 29/04/2004 17:46)
ary maninn no lasa manjary tsy mahazo isa tsony ra fohy kely ny zavatra lazaina @ ilay olona anoratana? tsy hoe mitomany isa akory an!
(sady somary hors suzé kely lé fanontaniana !!!)
10. booboo ( 29/04/2004 17:55)
Zà t@ maraina no afaka nandefa sy nandray hafatra farany dé izay. nanandrana niditra en tant que baloo fa tsy mety mihitsy e ! de izao miverina booboo izao fa tsy mety mihitsy ! ny hafatra tiana halefa koa anefa importants ohatra ny an-dramoul !
11. hery ( 29/04/2004 19:15)
Ok nahitsiko fa nisy diso kely.
Angamba efa tsy maninona intsony amin'izao ramoul an.

Misaotra betsaka tamin'ny fiaraha-miasa.
12. ramoul ( 30/04/2004 20:06)
tsy ùisy fisaorana hery à!
elah ary no tokony hisaorana fa tena nahavita betsaka mintsy.
Misaotra tamin'ny fiaraha- miasa lesy à!
tehaka be zany tsika ho an' hery(clap clpa clpa clpa tsy azo atao mafy be fa soa de marary ny tanana)
13. voninkazokely ( 30/04/2004 22:20)
clap clap clap clap clap!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4941