Nisy olana kely

1. hery ( 12/05/2004 20:01)
Nisy olana kely ny site serasera.org rehetra androany. Olana avy amin'ny lohamilina mpampiantrano.

Nanomboka t@ 12/05/04 21:57:33 - 12/05/04 21:20:45

Dia mbola tsy tafaverina tsara.
Vao avy nandray ny teknisianina ao amin'ny lohamilina aho io.

-----

Reply:
Hi,

Our server techs have taken steps to correct this. Please check your site now
and see if it is working for you.
novalian'i fijo ny 13/05/2004 20:38
2. hery ( 12/05/2004 20:04)
Tiako ny manamarika fa voalohan'ny nisy olana toa izao hatramin'izay nifindran'ny serasera tany amerika.
3. ikaretsaka ( 13/05/2004 00:39)
angaha lasa aty koa serasera? hidiko karetsaka aty eo fa :)
4. kitjo ( 13/05/2004 02:32)
ihihhihihi, sady otsan milay be zany ra tononina teny anglisy le serasera,lollllll

zany mba jereo ry ikaretsaka fa enao no akaiky any an,sao d nidinao ao tkou ary izy d nisy coince
5. fijo ( 13/05/2004 04:45)
atao teny anglisy izany ny serasera=serser amin'ilay akisan an
6. kitjo ( 13/05/2004 19:04)
zay mitsy
7. fijo ( 13/05/2004 20:38)
tsotra raha izay ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4059