Hono hoaho mivadika

1. hery ( 21/04/2004 10:36)
Nanontany i peluche hoe hono hoa nanahoana ny nanaovako ity site ity sns...

Dia izao indray aho manontany hoe Hono ho aho :
- Ahoana no fomba nihaonanareo voalohany tamin'ny namana serasera?
- Ahoana ny experiences hitanareo tamin'ny fihaonana tamin'ny namana na virtuel izany na réel?

Miandry ny valiny ary
novalian'i dd ny 23/05/2004 03:06
2. alz ( 21/04/2004 13:52)
Ny ahy ny nahalalako ny serasera dia ilay nahazo loka voalohany tamin'ny fifaninanana tranokala malagasy.

Na virtuel aza ny fihaonana tamin'ny namana dia hahafahana mahafantatra bebe kokoa ny maha-olombelona.




3. mumu ( 21/04/2004 14:00)
za ndray sendra nanao recherche na sita malagasy tamin'ny google de niditra taot de tamana e!!

Mafinaritra ny fandraisna amin'ny namana virtuel (chat) fa namana réel zany no tena milay (misimisy iany izy ato)
4. kally ( 21/04/2004 15:55)
Hitako tsy nahy izy ity,sendra nitady zavatra t@ moteur de recherche aho,tsy haiko herintaona angamba izay?Ny namana mahafinaritra daholo,ny hita maso aloha mbola tsy nisy nefa na izany azo tsapain-tanana ny maha-mpinamana !!!
5. cathy ( 21/04/2004 16:00)
Zatra nichat tany @ site hafa dia ilay namana "virtuel" tany no nanoro ny fisian´ity site ity.
Ny namana hita tato, misy ny efa hita maso, misy mbola an-tsoratra ihany na dia efa ela aza no nifanoratana. Mahafinaritra daholo. Tsisy experiences ratsy aloha hatr@ zao.
6. aladin ( 21/04/2004 16:13)
nenah efa t@ eritaona no natoron'ny oul tany am-pianarana.de efa nanoratra anarana in 5 angamba fa tsy niverina ela² de niova fôna .de 'ty farany ity tsy niova tsony.
7. aladin ( 21/04/2004 16:15)
nenah efa t@ eritaona no natoron'ny oul tany am-pianarana.de efa nanoratra anarana in 5 angamba fa tsy niverina ela² de niova fôna .de 'ty farany ity tsy niova tsony.
8. aladin ( 21/04/2004 16:16)
nenah efa t@ eritaona no natoron'ny oul tany am-pianarana.de efa nanoratra anarana in 5 angamba fa tsy niverina ela² de niova fôna .de 'ty farany ity tsy niova tsony.
9. peluche ( 21/04/2004 16:21)
nisy namna nanoro an'ity site ity de mba nitsidka de tamana
10. oully ( 21/04/2004 16:28)
Ny ahy indray nisy namako izay nanasa ahy hiditra dia tsy namelany mihitsy raha tsy tafiditra lalina.
11. ramoul ( 21/04/2004 16:31)
zah ndray ny cousin-ko no nanora ahy ity dia zao tamana izao é! mahafinaritra mihitsy ity sity ity satria ahafahana mifanerasera amin'ny namùana izay any amin' ny taty tsy mbola fantatra hatramin' izay.
misaotra ny mpamorina ny tenako(clap clap clap, tsy azo atao ela fa marary ny tanako)
12. ikaretsaka ( 21/04/2004 18:23)
ny ahy dia ela niara teraka t@ serasera teny ihany satria nikaretsadr4etsaka tato efa elkaela dia niditra @ zay yy
13. kitjo ( 22/04/2004 02:16)
za nisy nandefa email avy tato d nojereko le link teo ambany teo d zay nidirako
d rfveo nandefa le ampitapitao iny ngamba olona 20 d samy ato niditra ato aby izy rht
14. samoina ( 22/04/2004 07:58)
Nisy olona nilaza mahafantatra ahy "mpitsangatsangana" tato hono. Gaga aho dia nanandrana ity serasera ity tokoa sao misy misandoka ny anarako. Hay tsy misy mahamenatra ny voalaza rehetra ato, tsy misy mifanompa fa resaka fiainana andavan'andro. Dia roboka ny tena.
T@ voalohany tsy nihevitra ny hifankahita maso @ namana virtuel satria ny namana am-pelatanana aza tsy araka intsony ny fanenjehana fotoana hifanomezana. Saingy rehefa miresaka elaela eto tsapa ihany fa be marimaritra iraisana ka mangetaheta ny hiaona mba hitafàna bebe kokoa. Tsy ampy intsony ny tsiky virtuel Rahery fa mila mahita mivantana a !
15. ravatorano ( 22/04/2004 08:42)
mahafinaritra eto amin ity serasera ity.nenah ny nahitako azy dia ny tao ambovo no efa nahalala mialoha saria ry zareo gravy b raha hi surf dia nanandrana niditra tato aloha fa hafa tamizay ny ps , dia nanandrana nampiditra lohahevitra tao amin ny forum de tamana de tavela eto.marina koa iay hoe tsy ampy tsony ny virtuel fa lasa reel ny finamanana tamin ireo kama sasany.de zay
Misaotra anareo rehetra indrindra i Hery sy ny Ekipany.
16. faravavy ( 22/04/2004 11:55)
sendra nitady tononkira aho no nisy nanoro izy ity,avy eo tamana dia ny tena nahafinaritra dia nitady namana mitovy taona @ko dia nifidy kanjo inona hoy ianareo ankizy niara nianatra t@ ny zokiko no sendra ahy izy tonga dia nahafantatra ahy fa izahay tsinona nanao fangalapiery ela².Ny tena mahagaga dia firenena roa samihafa no misy anay.Hatramin'izao dia mbola mitoy ny fifandraisanay.
Misaotra na'i Hery eram-po eran-tsaina raha tsy nisy azy tsy niaina an'iny expérience iny izahay.
Maromaroa ny toy izany fa mahafinaritra.
17. nananie ( 22/04/2004 12:23)
T@ mbola hira fotsiny no tato no natetika nandalo tato aho. Dia erintaona taty aoriana indray ao vao niverina, ary gaga aho nahita fa niova be lay izy. Tonga dia tara, dia niditra e! zao za be namana mahafinaritra!!!
18. oully ( 22/04/2004 12:35)
Mahaliana be ny mamaky ilay tantara eto.
19. fijo ( 22/04/2004 22:35)
za tao amin'ny tonga soa foana taloha.dia nisy fotoana tsy nadeha io dia nikarokaroka teto aho dia nahita an'ity.dia niditra ary efa tsy natory indray halina aho variana teto.
20. ikaretsaka ( 22/04/2004 23:07)
hahaha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1658