Liste des messages
Liste des messages, inserés par dd, par ordre de date
dd
(
22/04/2007 13:06)
mitady tonokira Njakatiana
ho anao izay manana ilay hiran'i Njakatiana hoe "Ry malala", ... sady misy teny frantsay no misy teny anglisy ao anatiny, dia mba alefaso ato @ tononkira.serasera.org ny tonony fa mba mitady an'io aho...
suite
répondu par Fiffi le 26/04/2007 20:20
dd
(
06/12/2006 22:28)
Sao mahasoa izay mampiasa MySql ...
Traikefa mba tiana zaraina amintsika izay mampiasa mysql ka mila mi administrer an'izany à distance, ka tiana ho sécurisé ny lalana aleha mba tsy hohitan'izao rehetra izao izay données alefanao ao...
suite
dd
(
20/09/2006 16:41)
Skype
ho antsika rehetra mipetraka eto antanindrazana, ka manana Skype! dia miantsoa an'ireo havana ao la France fa maimaipoana aloha h@ noely ny fampiasana azy. Izay niomerao 0033 rehetra ka tsy finday dia...
suite
répondu par xxx le 18/11/2006 13:01
dd
(
19/09/2006 21:27)
Tena marina ve ity? (azafady fa tsy voadika!)
Le président malgache privé de son avion pour aller à Cuba
ANTANANARIVO (Reuters) - Le président malgache Marc Ravalomanana a été contraint d'emprunter un avion de la compagnie nationale Air ...
suite
répondu par AndryGTI le 14/11/2006 07:36
dd
(
17/08/2006 16:17)
biz'oroka tsy voaray
aie!
salut hery, saika mba handefa biz oroka ny tenanay androany dia tsy nandeha fa fotsifotsy be fotsiny ilay tabilao fanoratana ... hummm :x :x :x :cry:
dia alefako eto zany !?? :P...
suite
répondu par Fiffi le 18/08/2006 07:32
dd
(
17/08/2006 08:13)
diesel koa ve mety asiana menaka vejetaly
hanohy ny hevitr'i fijo teo @ lay ray teo aho dia nataoko vaovao, adikako eto ambany lay izy :
ny ahy ny fanontaniako dia tsy ny famanana fiara diesel fa nahare t@ radio (france inter) aho indray...
suite
répondu par andrianjaka le 10/10/2006 12:53
dd
(
19/04/2006 14:19)
Fitadiavana : tsy mandeha
sendra mba nitodi doha kely teto @ serasera ny tenako ry hery, dia mba nanindry hoe Fitadiavana: dia nahita toa izao :
Parse error: parse error, unexpected T_STRING in /home/serasera/public_html/fo...
suite
répondu par Jessimi le 13/06/2006 08:19
dd
(
23/10/2004 01:46)
mitady hira gasy
Miarahaba ny rehetra,
misy namana mitady hira gasy, toy ny \"Mandihiza rahitsikitsika\", sao mba misy manana isika ato, horaisina an-tanandroa, manorata aty amiko, ...
misaotra betsaka...
suite
répondu par fijo le 15/11/2004 23:15
dd
(
23/04/2004 07:59)
Sao mba mahasoa : SpyBots
Ity misy fiadiana iray amin ireo Mpitsikilo ao amin ny lohamilina sao mba mahasoa ihany ...
http://tahiry.free.fr/antivirus/spybotsd12.exe
...
suite
répondu par dd le 27/04/2004 02:26
dd
(
21/03/2004 17:15)
Yahoo Messenger eo am namana!
Tazako eo amin'ny pejy voalohan'ny namana http://namana.serasera.org fa misy lien yahoo messenger eo ..? ymsgr:sendim?serasera_help saingy toa deconnecté foana ilay satut?
Fa ahoana io? tsy azoko, s...
suite
répondu par ramoul le 31/05/2004 21:37
dd
(
15/03/2004 15:13)
Sao mahasoa ! Skype -> http://www.skype.com
sao mba efa nisy nanadrana ity ...
izaho aloha vao nanomboka ni installer azy fa na efa marobe aza ny olona ao mbola tsy nahita namana malagasy aloha e ! ...
efa misy ihany ny yahoo messenger sy n...
suite
répondu par ikanoro le 22/03/2005 16:51
dd
(
10/12/2003 16:56)
Cyclone
http://www.solar.ifa.hawaii.edu/Tropical/Gif/sin.latest.gif
Cela no anarany!...
suite
répondu par ikaretsaka le 17/03/2004 18:23
dd
(
23/10/2003 16:17)
#serasera -> resaka mivantana
Nanomboka omaly maraina, ireo mpampiasa ny tondro [Resaka mivantana] eto amin'ny serasera dia tsy mety tafiditra, olana teknika ao amin'ny mpampiantrano http://www.epiknet.org/ no fahitako azy fa na a...
suite
répondu par six le 03/03/2004 17:15
dd
(
30/08/2003 16:22)
Hafakely indray ...
Nandeha nijery an\'ity sarimihetsika \"Pirates des Caraïbes\" aho, dia tena variana fa hay mbola misy ihany sarimihetsika tsara azo jerena toy ireny! Ahoana ny heivtrareo? ...
suite
répondu par donemaskit le 29/01/2004 14:35
dd
(
12/08/2003 16:18)
Mahaleo
Raha sendra hiran'i Mahaleo iray zay ny tenako dia nahatsiaro ny fahazazana, sao mba misy manana ity hiran'i Mahaleo ity : "Tena tia", eto amin'ny tononkira misy ny tonony fa mba tiako henoina mihitsy...
suite
répondu par dd le 02/03/2004 17:13
dd
(
23/06/2003 15:30)
Mba fantatrao ve?
Le Site Web* de ZOMARÉ a été réalisé dans le dessein de vous faire découvrir les projets et les besoins de l'association culturelle malgache ZOMARÉ et de son École de Musique et de Danse.
I...
suite
répondu par tonah le 19/12/2003 17:33
dd
(
17/06/2003 14:04)
Wimbledon
Raikitra indray ary fa dia manohana anao lalandava 'zahay Dally ô!
Ankitsapaka tournoi de Wimbledon, troisième levée du Grand Chelem, manomboka ny alatsinainy ho avy izao :
Amanda Coetzer (...
suite
répondu par fijo le 05/07/2004 23:43
dd
(
17/05/2003 10:00)
Fahatsiarovana ny 13 mai 1972
Asa ianareo raha nisy nahita ilay hafatra tao amin'ny http://www.haisoratra.org/breve.php3?id_breve=38 mitantara ny nanjo ity olona iray tamin'ny ady sy hotakotaka 13 mai 1972. !!!...
suite
répondu par kitjo le 14/05/2004 07:26
dd
(
10/05/2003 16:53)
Matrix ve mba hainao?
Iray amin'ireo sarimihetsika nandaniana volabe tsy toko tsy forohana, efa mba nisy nahita ve? ny ahy ny voalohany no hitako... asa raha tena arakarak'izay koa ny hatsarany ......
suite
répondu par jhouhlambout le 03/02/2004 14:11
