Sao mba mahasoa : SpyBots

1. dd ( 23/04/2004 07:59)
Ity misy fiadiana iray amin ireo Mpitsikilo ao amin ny lohamilina sao mba mahasoa ihany ...

http://tahiry.free.fr/antivirus/spybotsd12.exe

novalian'i dd ny 27/04/2004 02:26
2. hendry ( 23/04/2004 13:43)
ilay izy ary tsy misokatra koa
3. ramoul ( 23/04/2004 15:01)
miala tsiny fa zah tsy mahay anglai
4. ikaretsaka ( 23/04/2004 22:38)
mianara
5. peluche ( 24/04/2004 12:39)
mora miteny rehefa mahay e
6. samoina ( 25/04/2004 06:06)
Mba araho ny lalan'i naritsimba r' Ikaretsaka a ! MbĂ´ ampianaro zahay fa aza atao an'izao e !
7. ikaretsaka ( 25/04/2004 21:08)
za tsy mpampianatra kle
8. imailaka ( 26/04/2004 10:48)
atovy teny anglisy ndray eto e
9. samoina ( 26/04/2004 10:52)
imailaka / Mifona fa doma i samoina
10. dd ( 27/04/2004 02:26)
ka tsy teny angalisy irery nge ny eo amin ilay fiasana io e!
azo avadika teny maro io fa jereo ange ty rohy ity e!

http://tahiry.free.fr/antivirus/SpyBot_fiteny_maro.JPG
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3489