biz'oroka tsy voaray

1. dd ( 17/08/2006 16:17)
aie!
salut hery, saika mba handefa biz oroka ny tenanay androany dia tsy nandeha fa fotsifotsy be fotsiny ilay tabilao fanoratana ... hummm :x :x :x :cry:

dia alefako eto zany !?? :P
novalian'i Fiffi ny 18/08/2006 07:32
2. Fiffi ( 17/08/2006 17:38)
ho an'iza hono ? :-D
3. hery ( 17/08/2006 20:25)
dd> mahagaga ahy izany satria vao avy nanandrana aho io dia nety :-)
4. vale ( 17/08/2006 23:11)
:)zah koa nefa vao nahazo androany:°):°):wink:
5. bmw307 ( 17/08/2006 23:56)
fiffi a! aza ataonao @ zany kosa izy fa mampalahelo e! mba te handefa kosa ne izy fatsilasa e!:-$
6. Fiffi ( 18/08/2006 07:32)
bmw307: nga kosa de misy maharatsy an'io nolazaiko io ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.366