mitady hira gasy

1. dd ( 23/10/2004 01:46)
Miarahaba ny rehetra,
misy namana mitady hira gasy, toy ny \"Mandihiza rahitsikitsika\", sao mba misy manana isika ato, horaisina an-tanandroa, manorata aty amiko, ...

misaotra betsaka
novalian'i fijo ny 15/11/2004 23:15
2. ikaretsaka ( 23/10/2004 19:45)
tonony sa feoany sa note-ny sa inoan aloha?
3. pitchou ( 24/10/2004 16:35)
ramilison efa namoaka cassette ary tena hira gasy tsara be!
4. ikaretsaka ( 24/10/2004 17:47)
mba avadio zany ry pitchou de mba henoina @ RVG an
5. mihako ( 07/11/2004 12:34)
C kwa ce delire ?

Ny ny akizy any @ EPP az v ts hahay an\'iny hira iny ? :lol:

Vazy² zany.

Tsara b. :*
6. ikaretsaka ( 07/11/2004 19:16)
ho an\'ny ankizy mipetraka any ampita ry mihako tsy voatery hahay ny zanany an
7. pitchou ( 14/11/2004 06:41)
karetsaka> andraso fa hijery olona mahay an\'izany ary aho e! sady misy cassette ato! atao mp3 moa ve zany sa ahoana?
8. ikaretsaka ( 15/11/2004 01:07)
tsy z ano mitady fa i DD ka
9. kitjo ( 15/11/2004 06:53)
ndraso fa alefako @ Lanto fa za manana bdb.....medley nefa le izy an......
10. fijo ( 15/11/2004 23:15)
fa ahoana tokoa no fandefasana hira ato e.avadika inona aloha vao mety?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2034