Sao mahasoa izay mampiasa MySql ...

1. dd ( 06/12/2006 22:28)
Traikefa mba tiana zaraina amintsika izay mampiasa mysql ka mila mi administrer an'izany à distance, ka tiana ho sécurisé ny lalana aleha mba tsy hohitan'izao rehetra izao izay données alefanao ao amin'ny vata misy ny Serveur Mysql.

ataontsika hoe MClient ny misy anao @ zao fotoana izao,
ary te hahatratra ny ServerMysql ianao, ary mila mandalo internet amin'izay fotoana izay! (marihina fa tsy mysql irery no azo ampiasana ity fa izay lafiny connexion internet mila sécurité) dia mety avokoa.

Voalohany dia mila mizara certificat id_rsa.pub ny toerana roa: RouteurClient sy RouteurServer, ireo ohatra dia any amin'ny orinasa fiasanao ny RouteurClient ary any amin'ny Orinasa foibe misy ny RouteurServer izay misy ilay ServerMysql.

MClient ---> RouteurClient { internet } RouteurServer ServerMysql
RouteurClient:> ssh -l user -L3306:IPServerMysql:3306 -g IPRouteurServer

dia ilay acces mysql eo @ MClient atao avy hatrany hoe:

MClient:> mysql -u user(sql) -h IPRouteurClient -p
raha linux ny MClient.

Fa raha toa ka IE no ampiasain'ilay MClient, dia afaka atao tsara ny mi- encapsulé ao @ io ssh io ny port 443 hoe:
RouteurClient:> ssh -l user-L3307:IPServerMysql3306 -L4343:IPServerMysql:443 -g IPRouteurClient

dia tsy mampiasa https: //sitewebServerMysql/phpMyAdmin/ izay lien direct any @ server mysql, na dia securisé aza io https io, kanefa tiana andalo @ lay tunnel securisé (ohatra hoe tena mihidy be ny redirection de port eo @ RouteurClient), dia tonga dia ity fotsiny no ampidirina:

https: //IProuteurClient:4343/

dia tonga dia phpMyAdmin ny ServerSql no idiranao @ io. Ny privilege ao @ Mysql efa mipetraka mazava tsara fa i RouterServer irery no afaka mampiasa ny phpMyAdmin eo @ i ServerSql ary i user irery ihany koa!

Raha mila fanazavana fanampiny aza misalasala.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2567