Yahoo Messenger eo am namana!

1. dd ( 21/03/2004 17:15)
Tazako eo amin'ny pejy voalohan'ny namana http://namana.serasera.org fa misy lien yahoo messenger eo ..? ymsgr:sendim?serasera_help saingy toa deconnecté foana ilay satut?
Fa ahoana io? tsy azoko, sa mbola tsy exploité ry Hery?
novalian'i ramoul ny 31/05/2004 21:37
2. hery ( 21/03/2004 20:23)
Saliii,

Cliquer-o fotsiny dé anontanio raha misy olona... matetika ao misy olona.
3. kitjo ( 21/03/2004 10:58)
ihihih,manao ninja
4. ikaretsaka ( 21/03/2004 19:57)
specialiste ny fanaovana ninja indray an
5. ramoul ( 31/05/2004 21:37)
ka ra tsy kitjo ve tsy hanao ninja ao amin' io zavatra io klé?hihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1653