Wimbledon

1. dd ( 17/06/2003 14:04)
Raikitra indray ary fa dia manohana anao lalandava 'zahay Dally ô!

Ankitsapaka tournoi de Wimbledon, troisième levée du Grand Chelem, manomboka ny alatsinainy ho avy izao :

Amanda Coetzer (17), Afrique du Sud, contre Dally Randriantefy, Madagascar

novalian'i fijo ny 05/07/2004 23:43
2. lucienr ( 17/06/2003 15:10)
misaotra anao r'ingah fa de tena mba te-hankafy an'izy io mihitsy aho ka. Io moa ny antsika ka dia tohanantsika hatrany e
3. namako ( 17/06/2003 17:24)
Mandeha ao @ ny télé ve io?
4. xxx ( 20/06/2003 16:40)
Asa raha efa nahita an'i Dally nilalao ianareo ? tena manan-talenta izy io ! marina ê ! ary tara aminy avokoa ireo vazaha mahita azy satria eo lay talent naturel-ny ary eo koa lay charme malagasy eo aminy !
ka araka ny filazan'ny namana dd dia manohana an'i Dally tokoa isika rehetra ! sa tsy izany ?
5. dd ( 25/06/2003 15:50)
Tena niady mafy ny match (tantarao hoe izay nahita?)! saingy resy ilay namantsika ...
Amanda COETZER 6/1, 3/6, 6/3
Dally RANDRIANTEFY

Na izany aza mankasitraka hatrany.
6. xxx ( 26/11/2003 10:02)
Izaho koa raha ny faniriako dia ny mba handresy dally nefa manirikiry ahy fa ohatry ny kamo mihazakazaka izany izy,tsy mba mipitipitika fa miboresaresa loatra.Asa tokony hanahia tena angamba ?
7. wawawa ( 05/07/2004 22:07)
anyway
8. fijo ( 05/07/2004 23:43)
wawawa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2779