mitady tonokira Njakatiana

1. dd ( 22/04/2007 13:06)
ho anao izay manana ilay hiran'i Njakatiana hoe "Ry malala", ... sady misy teny frantsay no misy teny anglisy ao anatiny, dia mba alefaso ato @ tononkira.serasera.org ny tonony fa mba mitady an'io aho!

misaotra
namana foana, namana hatrany ... :)
novalian'i Fiffi ny 26/04/2007 20:20
2. Fiffi ( 25/04/2007 06:41)
ary mba betsaka hiany ny hiran'i Njakatiana fantatro fa io tena tsy aiko....
3. zoubelou ( 26/04/2007 19:33)
"Madagascar et Nous". Izay no titre an'iky hira iny fa tsy "ry malala" ka. Mbola tsy manana ny tonon'iny aho fa refa azoko d omeko. ok an. Hira tsy mivoaka aty Dago io hira io fa any andafy ihany. izay no tsy hahenoana azy loatra.
4. Fiffi ( 26/04/2007 20:20)
de miandry anao zany !:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1851