Skype

1. dd ( 20/09/2006 16:41)
ho antsika rehetra mipetraka eto antanindrazana, ka manana Skype! dia miantsoa an'ireo havana ao la France fa maimaipoana aloha h@ noely ny fampiasana azy. Izay niomerao 0033 rehetra ka tsy finday dia tsy andoavambola.

Antsoy ny havana ee!
novalian'i xxx ny 18/11/2006 13:01
2. ako ( 20/09/2006 17:33)
=))le havana hantsoina mitsy no tsisy e!
3. cutie ( 20/09/2006 19:14)
:-D:-D:-D
4. Robert ( 20/09/2006 21:32)
:-D:-D, tena mahatapa tsinay koa ry ako
5. diamondra27 ( 20/09/2006 22:33)
dd: m'si e
(efa andalana le resatsika fa mahareta kely an!:wink:)
6. mamzelkely ( 21/09/2006 07:05)
mhh serieu ve zany ande hiantso ny havana aza za fa iza anefa :roll::-D:-D
7. mimich ( 21/09/2006 07:52)
ako>:-D:-D:-D:-D:-D
8. Noslid ( 21/09/2006 11:46)
mitady hi e-Skype indray an!:evil::evil::evil::evil:
9. little ( 28/09/2006 13:12)
ny any amerika koa zao efa gratos par skype ny miantso na portable na fixe hono fa tsy haiko zay fahamarinany satria za tsy mbola niantso tany fa tsy misy havana aman-tsakaiza e! a confirmer io info io sao de lazaina fa manao polemique eto ndray little an!
10. xxx ( 29/09/2006 05:07)
ka ny carte bancairenay tsy mety ividianana crédit dia akory zany no atao :?::?: mba manana havana ihany aloha e !
11. rrgmt ( 16/10/2006 00:38)
:oops:De hiandry ny krismasy ve vao hiantso ny havana, tsy tena krizimafy izany^^
12. araval ( 16/10/2006 12:13)
Tsy mety mitranga eo @ écran mihitsy ny couleur rougr sy couleur verte. Inona no mahatonga izany?
N.B. : carte graphique installée (NVIDIA GEFORCE 4000, 128 Mo).Misaotra mialoha !
13. booboo ( 16/10/2006 12:18)
dd > nanandrana niantso zareo tany Dago t@ herinandro lasa teo fa payant hono fa tsy gratuit kah :-/...
14. xxx ( 18/11/2006 13:01)
lasa alerzika an'io skype io zah
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1819