Sao mahasoa ! Skype -> http://www.skype.com

1. dd ( 15/03/2004 15:13)
sao mba efa nisy nanadrana ity ...
izaho aloha vao nanomboka ni installer azy fa na efa marobe aza ny olona ao mbola tsy nahita namana malagasy aloha e ! ...

efa misy ihany ny yahoo messenger sy ny MSN, fa ity iray ity ... hummm ...!
mba ilazao zahay raha efa nisy nampiasa !!!
novalian'i ikanoro ny 22/03/2005 16:51
2. kitjo ( 15/03/2004 15:15)
motra b le ordi maneno fona misy miantso koa, sady ny mpanadala no bdb,
fa iresahina @ fianakaviana aloha izy interessant e,
fa windows fts koa no afaka mampiasa azy, hummm,ouinnn
3. xxx ( 15/03/2004 09:28)
tsy mandeha sous mac sy linux ity tantara ity nge sa misy version mac any aiza ilay source ee
4. xxx ( 15/03/2004 09:56)
tsy mandeha sous mac sy linux ity tantara ity nge sa misy version mac any aiza ilay source ee
5. ikaretsaka ( 16/03/2004 20:39)
mbola nafenin'i gates e
6. hery ( 16/03/2004 13:02)
Zà efa mampiasa an'io skype io fa tsy azo omemena olona ny numero kou :)
maneno lava ato hihihi
7. ikaretsaka ( 16/03/2004 13:59)
amboary ho mety mac na linux io ry gasy di aataovy @ teny gasy an
8. xxx ( 16/03/2004 13:27)
ka sao de tokony io no ampiasaina @ serasera e
tsy mila java sns e
9. hery ( 16/03/2004 19:30)
Mampiasa p2p ny Skype. Ho an'izay efa mampiasa yahoo messenger (na msn messenger) dia tsy dia miavaka manao ahoana ilay izy. Somary tsaratsara fotsiny ny feo fa tsy dia tsara mankaiza.
Ny yahoo messenger aloha izao no be mpampiasa sady azo asiana sary ihany koa :)

Mazotoa
10. kitjo ( 19/03/2004 15:37)
ngah ry hery misy manome numero zany fa hita dol ny pseudo ohatra ny ato @ namana oe afaka manoratra aminao dol ny olona, d misy miantso foana koa enao,
misy anzany oe andro @ 2h mareaina adino manapika ordi d misy miantso
11. dd ( 20/03/2004 16:12)
tratran'ny dekalaz horera kou ny sasany, ry kitjo atoandro zahay mbola alina, et inversement ka aiza no tsy zay no mitranga! ... fa tsy koi, efa nanandrana zah io ! ary aza omena zany ny nimerao ry hery a! hihihi ...

marina io tenin'i hery io fa tsaratsara kokoa ny feo !

zay afaka manova an'io hiodina amin ny linux tsy koi fa ataovy e ..
12. kitjo ( 21/03/2004 09:43)
misy ange ry dd olona tsy fatatrao akory fa mijery profil fts d manadala e,
fa tsara le izy k,ny fanafodiny d tsy mi connecte mitsy ra tsy tena ianao no hampiasa azy ra tsy izany miantso anao aby babay sy lovohatra
13. ikaretsaka ( 22/03/2004 09:13)
marina
14. rasl95 ( 24/02/2005 15:24)
=)) :-@ o^o :p :@ =D>
15. ikanoro ( 22/03/2005 16:51)
Efa nisy nanandrana avy any Dago ve izy ity? Ny tiako ho fantatra dia hoe: Raha manana PC matanjaka fa modem tsotra latsaky ny 50K (ohatra avy ao Tana), maharaka ny debit sa tsia. Tena interessant be ilay SkypeOut satria ny pays de destination fa tsy ny halavirana no mametra ny tarif e!
16. ikanoro ( 22/03/2005 16:51)
Efa nisy nanandrana avy any Dago ve izy ity? Ny tiako ho fantatra dia hoe: Raha manana PC matanjaka fa modem tsotra latsaky ny 50K (ohatra avy ao Tana), maharaka ny debit sa tsia. Tena interessant be ilay SkypeOut satria ny pays de destination fa tsy ny halavirana no mametra ny tarif e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1639