Hafakely indray ...

1. dd ( 30/08/2003 16:22)
Nandeha nijery an\'ity sarimihetsika \"Pirates des Caraïbes\" aho, dia tena variana fa hay mbola misy ihany sarimihetsika tsara azo jerena toy ireny! Ahoana ny heivtrareo?
2. rinakely1 ( 10/11/2003 11:13)
Zahako tena mpankafia sarimihetsika, fa bandes annonces fotsiny no hitako t@ "Pirates des Caraibes", fa ra nahita an'i "The Patriot" enao d mbo lazao ahy ny fihetse-ponao.
3. xxx ( 19/11/2003 09:44)
i misitery Mbinina no mba hainay fa tsy hainay zany Pirates sy Patriot zany é!
mba zavatra azon'ny besinimaro resahina atao fa tsy izay zavatra any lavitra any.
misaotra.
4. xxx ( 21/11/2003 18:18)
ny anay "fanasina" no hainay
5. kally ( 27/11/2003 13:28)
Ianareo kosa e!maninona ary na sarimihetsika inona na inona resahina eto?Samy zava-misy daholo izany,izay mahay mamaly dia samy miresaka malalaka izay azony resahina fa aza masiaka be ohatr'izany.
6. narihe ( 07/12/2003 11:54)
Ianareo kosa ry zalahy aza manao
izany a ! Samy mba te-hilaza ny ao
am-pony ny tsirairay dia avelao izy
hanontany ka izay afaka mamaly
dia aleo hamaly fa fahalalahana no
ilaina eto a ! Aoka isika tsy ho ma-
siaka loatra e ! manjary tsy afaka
maneho ny heviny ny tsirairay.Mi-
saotra betsaka ! hiiiiiiiiiiiii !
7. rfanjav ( 10/12/2003 17:49)
Misokatra ho an'ny rehetra ity "site" ity fa tsy ho an'ny eto Madagasikara irery akory, ka aoka mba hifanaja azafady !

raha mba te hiresaka an' i Mistery Mbinina na Fanasina ianareo xxxx sy xxxx dia manokafa lohahevitra vaovao koa iadiana hevitra e!

ataoko fa malalaka izany eto !

Misaotra
8. kally ( 11/12/2003 09:21)
f'hita ho'a ry reto kouh!
9. imasoandro ( 29/01/2004 11:09)
zay zany fa tohizo ny resaka e!samy hatsapatena @izay ny tsirairay
10. imasoandro ( 29/01/2004 11:11)
fa hitako le "pirates des caraibes" iny ry dd an! tena mba tiako koa iny raha samy film! le acteur koa mahay, i Depp io!fa tao koa le t@ le saigneur des anneaux iny e!
11. donemaskit ( 29/01/2004 13:35)
Lay Retour du Roi iny possible hahazo ny Oscar des meilleur film et meilleur réalisateur !
12. imasoandro ( 29/01/2004 14:07)
tsy mahagaga raha io Le Retour du Roi io no mahazo ny Oscar du meilleur film et réalisation! na le farany teo aza anie efa oscarisé e! sady t@ iny Le retour du roi iny nisy naverina t@ iny taona 2003 ity ny scène sasantsasany mba tena hahatsara le finition!
13. donemaskit ( 29/01/2004 14:35)
efa nijery an'iny nga Imasoandro ? plus de 3 h de film !... du genre Titanic, fa tsisy hitovizany!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3387