Fitadiavana : tsy mandeha

1. dd ( 19/04/2006 14:19)
sendra mba nitodi doha kely teto @ serasera ny tenako ry hery, dia mba nanindry hoe Fitadiavana: dia nahita toa izao :

Parse error: parse error, unexpected T_STRING in /home/serasera/public_html/forum/modules/dinika/tadiavo.php on line 80

niverenako in3 sy in 4 fa mbola eo foana ilay izy!
dia mirary soa hatrany @ reo tondro isankarazany vao mitranga vokarin'ny serasera.org!

dd
novalian'i Jessimi ny 13/06/2006 08:19
2. Fiffi ( 19/04/2006 15:00)
dia mirary soa hatrany @ reo tondro isankarazany vao mitranga vokarin'ny serasera.org!
iza kay zany trondro zany ?
3. pissoa ( 19/04/2006 15:28)
Tondro fa tsy trondro ozizy ry Fiffi an :-D:-D:-D
4. lapino ( 19/04/2006 15:36)
:-D:-D:-D
5. ds ( 19/04/2006 15:38)
Sao dia mba olana avy @ cache izany ra-dd a.
Asio refresh kely sao mba d...
6. Fiffi ( 19/04/2006 15:40)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D kiiiiii !! kay tena diso zah :-D:-D:-D:-D ka mba gaga mantsy anie zah an! hay ve eeeeee !!!! loza zany an! :-D:-D:-D:-D
7. hery ( 19/04/2006 16:39)
dd> tonga soa indray e :-)

Efa milamina io amin'izao fa misaotra betsaka.
8. rurik ( 20/04/2006 07:25)
Fiffi sao mila8O8O8Ohi hi hi ihi
9. Fiffi ( 21/04/2006 06:11)
:oops:
10. Jessimi ( 13/06/2006 08:19)
Ary rehefa te hiditra ato
toa lasa zavatra hafa mihitsy:?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1789