#serasera -> resaka mivantana

1. dd ( 23/10/2003 16:17)
Nanomboka omaly maraina, ireo mpampiasa ny tondro [Resaka mivantana] eto amin'ny serasera dia tsy mety tafiditra, olana teknika ao amin'ny mpampiantrano http://www.epiknet.org/ no fahitako azy fa na ao aza ianao no hiditra, tsy mandeha koa ny rohy avy eo...
novalian'i six ny 03/03/2004 17:15
2. xxx ( 23/10/2003 16:22)
izay afaka mampiditra 'logiciel' , afaka maka ity http://tahiry.free.fr/ftp/SyllabiK.v3.1.exe

3. dd ( 23/10/2003 09:41)
efa mandeha izao ny [Chat#serasera]
23/10 13h00
4. rfanjav ( 24/10/2003 11:18)
toa mbola tsy mandeha ilay chat, sa izaho no tsy mahay miditra ao!
5. dd ( 27/10/2003 10:43)
androany maraina 27/10 dia niverina tsy nandeha indray y asterochat!!
6. ralek ( 21/11/2003 14:35)
izaho ve no tsy mahay manpiasa sa tsy misy olona sa tsy mandeha ilay izy??
7. hery ( 21/11/2003 16:38)
Rehefa miteny hoe miverina tsy mandeha dia tokony holazaina ihany koa hoe oviana izy no niverina nandeha...

Mandeha tsara ny Resaka mivantana amin'izao.

Ilaina jerena fotsiny fa misy ordinateur tsy afaka mandefa Java intsony. Raha sendra an'io ianareo dia afaka mi-télécharger java... na koa ny moramora kokoa dia mi-télécharger an'ilay Syllabik (jereo ao amin'ny http://chat.serasera.org/?rub=script fa ao misy azy)
Mazotoa.
8. rfanjav ( 26/11/2003 14:44)
toa tsy tafiditra @ resaka mivantana indray izao kou,

ary tsy vitsy no nanontany ahy androany hoe tafiditra ve ianao?

9. fijo ( 27/11/2003 20:24)
tsy mety io fa efa manandrana foana aho.
10. rfanjav ( 09/12/2003 20:19)
Merci fa afaka niditra resaka mivantana ihany, @ alalan'ny CGI-Chat moa izy teo,

nefa raha mba azo atao mba ataovy manjamanja ny "présentation"-ny fa ratsy tarehy ka,

ohatra ny manavia be izany, sady tsy mba afaka mampiasa couleur akory fa mainty foana! no ohatra ny mikorontana hafahafa be izany!
Misaotra mialoha,
11. hery ( 11/12/2003 20:38)
Ny anton'io olan'i rfanjav io dia satria tsy mbola mahazaka JavaScript indray ilay ordi ampiasainao.

Ilay CGI-Chat dia mijery ny ordinateur dia ampiasainy arak'izay zakan'ny ordi. Raha hitany hoe tsy dia matanjaka ny ordinateur (ny navigateur izany) dia esoriny daholo ny zavatra atahorany tsy ho zakany (loko, sary etc...)

Manandrama angé ordinateur anakiray izay nandehanan'ny astero-chat teo aloha e? Ho hitanao ny hatsarany sy ny hafainganany.
12. ikaretsaka ( 16/01/2004 17:01)
ohatran'ny mbola misy olana io chat io fa milona be (plus de 5 secs ny lag time) raha lalaoina sur Mac ,, na ilay mac tonta (faha 9 no midina ) na ilay mac X misy Unix... inona ny antony? misy manky visy ve, tsy connecion aloha satria dia T1 mitovy ihany , Raha java script..akory ro mandeha ny java sasany?
13. six ( 03/03/2004 17:15)
sao dia mba azo atao ato mihintsy ny fanaovana téléchargement ilay java e? sa zay vendrana?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2129