Cyclone

1. dd ( 10/12/2003 16:56)
http://www.solar.ifa.hawaii.edu/Tropical/Gif/sin.latest.gif

Cela no anarany!
2. hery ( 10/12/2003 16:58)
Mba tara fiditra izy tamin'ity na dia efa C aza. Hatramin'izay vao Novambra dia efa lasa lavitra.
Enga anie mba tsy haharitra sy tsy hanimba.
3. ikaretsaka ( 11/12/2003 14:04)
amen!
4. hery ( 11/12/2003 09:47)
Hi hi,
Mba nivavaka ikaretsaka... hojerena raha misy mpihaino.
5. rfanjav ( 12/12/2003 18:18)
mbola malefaka ilay Cela f'aza matahotra ianareo !
6. rfanjav ( 19/12/2003 11:10)
fa nanao tampody miverina Cela a !
7. dd ( 08/02/2004 15:51)
ilay farany teo nandrava be mihitsy ... avy hatrany mahajanga, antananarivo, hatrany moramanga!
8. ikaretsaka ( 15/03/2004 13:39)
tena tsy nivavahako iny kle... efa namely izy vao niteny ianareo ko
9. kitjo ( 17/03/2004 11:28)
hahha
ivavaho ho voaarina haingana e,mbola tsy tara
10. ikaretsaka ( 17/03/2004 18:23)
ndao miaraka ary e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.385