Cyclone
![](https://avatar.serasera.org/11357611cb1b43ff3138d1eba068644b.jpg)
2. hery
(
10/12/2003 16:58)
Mba tara fiditra izy tamin'ity na dia efa C aza. Hatramin'izay vao Novambra dia efa lasa lavitra.
Enga anie mba tsy haharitra sy tsy hanimba.
Enga anie mba tsy haharitra sy tsy hanimba.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hery ny 11/12/2003 04:58
![](https://avatar.serasera.org/11357611cb1b43ff3138d1eba068644b.jpg)
4. hery
(
11/12/2003 09:47)
Hi hi,
Mba nivavaka ikaretsaka... hojerena raha misy mpihaino.
Mba nivavaka ikaretsaka... hojerena raha misy mpihaino.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hery ny 11/12/2003 21:47
![](https://avatar.serasera.org/1aabac6d068eef6a7bad3fdf50a05cc8.jpg)
7. dd
(
08/02/2004 15:51)
ilay farany teo nandrava be mihitsy ... avy hatrany mahajanga, antananarivo, hatrany moramanga!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/dd ny 08/02/2004 15:51
![](https://avatar.serasera.org/fb6af3fd86147456f9cc28e5ed8c6f5e.jpg)
8. ikaretsaka
(
15/03/2004 13:39)
tena tsy nivavahako iny kle... efa namely izy vao niteny ianareo ko
![](https://avatar.serasera.org/c7bd9e96547471faeff7a8016c71eeb9.jpg)
9. kitjo
(
17/03/2004 11:28)
hahha
ivavaho ho voaarina haingana e,mbola tsy tara
ivavaho ho voaarina haingana e,mbola tsy tara
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 17/03/2004 23:28