Hono hoaho mivadika
21. dd
(
23/04/2004 06:28)
izaho indray, i hery sy ds no nitondra ahy teto :) vao niditra d tamana! hatramin izao!
22. ikaretsaka
(
23/04/2004 22:44)
za indray tsy notaomina fa tonga ho azy .. fa bo nisy ity de efa tonga aho fa tsy nisoratra
23. saho
(
24/04/2004 13:30)
Ny ahy indray dia sendrasendra no nahitako ilay adiresy www raha ny tena izy dia tao @ sobika.com e Dia misaotra mialoha ny mpikarakara bis e
24. sipagasy
(
24/04/2004 14:07)
ny ahy indray dia lien tany @ sobika no hitako, dia nitpondra ahy ho eto dia tamana eto, dia tsy niverina tary @ ilany tary intsony!
25. fijo
(
28/04/2004 04:51)
marina fa sobika no nahitako azy ity.fa taloha dia majunga online no fidirako satria io miteny gasy koa ary resaka momba an'ny majunga.tonga soa koa tsara fa miteny frantsay ka tsy voako loatra.
26. angie
(
28/04/2004 13:33)
Ny loza dia sobika sy ny namana dia tena sakay sy maso @ vocabulaire ampiasaina indrindra @ forum. hafa ihany ny namana satria ny anarana fotsiny dia efa milaza zavatra be.
28. fijo
(
29/04/2004 04:40)
tsika izany maso izy sakay.nefa ato misy pilokely sy ramaso.sao dia mpitsikilo ary ny iray.ih,ih,ih
29. kitjo
(
30/04/2004 19:27)
ka efa oe maso hono tsika ko fa zareo sakay, fa enao rery no ramaso an,loll
chef de departement,ihihih
chef de departement,ihihih
30. 2689
(
22/05/2004 08:00)
I aristar no nitondra ahy teto ry Hery an! Tokony homena isa be ny olona nitaona namana toa azy ka lasa tamana ilay olona notaomina. Manana ny site-ny izy saingy lazainy fa tsy voakarakara hono fa ity no tena matotra sady mpitsidika mavitrika eto izy.
31. dd
(
23/05/2004 03:06)
tadidiko, tany amin ny taona 95-96 tany ho any aho, mambra tao amin ny FBRA sy FBRA2, mandray ireo vaovao isankarazany mikasika an'i Madagasikara, sy izay rehetra tolokevitra isan-karazany nataon i Tahiry (USA) tamin izany, ary koa mpandeha niresaka nivantana tao amin ny channel #namana (IRC undernet) ... Taoriana kely rehefa nifarana ny FBRA2 dia reko i Heriniana no nandray an-tanana ny listra, nanara-drano teny ihany ny tenako, ary tamin izay no nandrenesako an'i Doc Strange niresaka fa niova tanteraka ny FBRA2, ary lasa Serasera Malagasy no anarany ... dia teo no nanomboka nahafantarako azy ity, ... mahaliana ny fivoarany !!!
dia tsy nifindrafindra tany an kafĂ mihitsy aloha hatramin izao, ...
nisy ireo namana virtoaly, ary misy reo namana efa hita maso, 9km avy eto an-tranoko ohatra, ..sy ny namana tena namana, sy ny namana nifanojo teny amin ny place st pierre, sns e ...
dia tsy nifindrafindra tany an kafĂ mihitsy aloha hatramin izao, ...
nisy ireo namana virtoaly, ary misy reo namana efa hita maso, 9km avy eto an-tranoko ohatra, ..sy ny namana tena namana, sy ny namana nifanojo teny amin ny place st pierre, sns e ...