Ho an'ny admin eto @ forum

1. hery ( 02/06/2004 07:06)
Salut daholo,
Tsy disponible kely ny forum manokana ho an'ny admin hatramin'ny omaly fa tafiditra ao anatin'ilay projet fanamboarana forum ilay izy kanefa mbola tsy vita.
Zah androany tsy miasa fa fety androany aty :)
Dia rehefa vita dia ho hitanareo hoe activé eo ihany.
Miala tsiny raha zao vao nampilaza.

Misaotra daholo.
novalian'i admin ny 22/06/2004 09:33
2. mumu ( 02/06/2004 10:32)
hummmm
hitako no tsy hita ai lasa nanao fety!!
Mazotoa ary oooo
3. zokinifijo ( 02/06/2004 10:55)
io zany le resaka tany amin ny room mumu , fanja sy ry la douce ary ry lanto
nareo ah , be fosa an i hery fa zay vao azoko le izy
4. lanto ( 02/06/2004 12:15)
fa inn no ps-nao ao @ chat ?
5. mumu ( 02/06/2004 13:56)
zokinifijo hummmm mitsikilo an!!

lanto nga mou tsika nifosa tao?
6. ikaretsaka ( 02/06/2004 15:10)
pitsikilo pitsikilo
7. lanto ( 02/06/2004 18:18)
zah mbô tsy gaga ry mumu
8. ikaretsaka ( 03/06/2004 03:56)
ary kay hifanavan reto le izy
9. mumu ( 03/06/2004 11:14)
ikaretsaka inona?
10. oully ( 04/06/2004 11:48)
11. methode ( 05/06/2004 15:55)
Inona indray no vaovao e? Mbola niafina kely nandritra ny herinandro! Nanatavy tena kely fa toa lanin'ny hafanana loatra ko! Hihihihi
12. oully ( 10/06/2004 11:52)
Zà manao zoaezaniversera an'i ikaretsaka - androany - sy ho an'i bichette - rahampitso - :) !
Dé mirary soa @zay atao sy hahazo izay iriana eh! Tahian'A/tra!!!
Bizz béé mihitsy!
13. hery ( 10/06/2004 13:19)
HIhihi
resin'i oully aho tamin'iny.

Tsy mbola vita ilay forum admin fanaovana bôny fety dia tsy tafiditra ny an'ikaretsaka.
Bon anniv e..
14. mumu ( 10/06/2004 13:34)
bon anniv ikaretsaka e!!

15. angie ( 11/06/2004 09:07)
Tanti auguri di buon compleanno a Ikaretsaka e Bichette.
16. bichette ( 14/06/2004 06:18)
Misaotra an'i oully nahatsiaro ny aniverserako.
tamin'ny zoma 11 jona tokoa ny ny aniverserako na dia daty hafa aza ny misoratra etsy amin'ny mombamomba ahy. Mino aho fa tsy hanome tsiny ahy ianareo raha somary tsy nilaza ny marina aho ao anatin'ny mombamomba.
Misaotra anareo izay nahatsiaro izany ary koa ni souhaiter ahy.
Mirary anareo rehetra admin fahombiazana amin'ny atao rehetra ary koa amin'ny asa ato serasera.
Bonaniversera i karetsaka
Bichette
17. bichette ( 14/06/2004 06:19)
Melsi angie
18. kitjo ( 14/06/2004 06:32)
hay bon annif koa i Bichette! na tara aza
19. bichette ( 14/06/2004 08:59)
melsi fijo
20. kitjo ( 14/06/2004 09:37)
oay
tsy fijo kaaaa,hiihihih
malahelo an fijo ngah bichette?ihihihih
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4186