Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i admin, milahatra araka ny daty
admin ( 04/07/2009 09:36)
Ity no ps admin fa tsy i hery
Tiako homarihina fotsiny ho antsika miresaka politika fa ny ps hery entiko dia tsy ps amin'ny maha-Admin ahy fa ps amin'ny maha hery ahy :-) Raha ohatra ka ity ps admin ity no niresaka politika dia i... tohiny
admin ( 05/08/2004 06:50)
Lohahevitra vaovao : Zaridaina
Napetraka tato amin'ny forum androany ny lohahevitra iray vaovao "Zaridaina" izay hilazana mikasika ny fikolokoloana ny zaridaina, ny fizarana traikefa momba ny teknika fikarakarana vonikazo, sy ny si... tohiny
admin ( 11/03/2004 11:25)
Lohahevitra vaovao
Nasiana lohahevitra vaovao momba ny vaovao mitranga tiana ho zaraina amin'ny namana [Vaovao tselatra] Efa misy lohahevitra momba ny Radio vazo Gasy hitanareo ao amin'ny lisitry ny lohahevitra ao. ... tohiny
novalian'i fijo ny 28/04/2004 04:44
admin ( 10/03/2004 17:50)
Fa dia inona loatra?
Gaga mihitsy aho mahita fa manao izao fomba rehetra izao ny olona hahazoana biz'oroka sy hahazoana isa. Tsy voatery hanao an'izany fa mitombo ho azy eo io arakarak'izay fampiasanao ny site sy fitiavan... tohiny
novalian'i fijo ny 29/06/2004 00:25
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0068