Lohahevitra vaovao : Zaridaina

1. admin ( 05/08/2004 06:50)
Napetraka tato amin'ny forum androany ny lohahevitra iray vaovao "Zaridaina" izay hilazana mikasika ny fikolokoloana ny zaridaina, ny fizarana traikefa momba ny teknika fikarakarana vonikazo, sy ny sisa.
Dia andrasana hifampizara ao indray izany e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3412