Lohahevitra vaovao

1. admin ( 11/03/2004 11:25)
Nasiana lohahevitra vaovao momba ny vaovao mitranga tiana ho zaraina amin'ny namana [Vaovao tselatra]

Efa misy lohahevitra momba ny Radio vazo Gasy hitanareo ao amin'ny lisitry ny lohahevitra ao.

Raha sendra tsy hitanareo ny hafatra napetrakareo dia nafindra amin'ny toerana tokony hisy azy izay. Jereo ny lohahevitra mifandraika aminy

Ny lohahevitra hoe [Ny fitiavana] dia novaina hoe [Fitiavana]

Ny lohahevitra [Antson'ny fo] dia natao hitadiavana namana, hametrahana antson'ny fo ihany. Raha resaka fitiavana dia ampidiro ao amin'ny lohahevitra [Fitiavana]
Mazotoa hatrany.
novalian'i fijo ny 28/04/2004 04:44
2. kitjo ( 14/03/2004 17:38)
okay
3. ramoul ( 27/04/2004 12:10)
saotra éééééééé!
4. fijo ( 28/04/2004 04:44)
mazava izy izay ka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1161