Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i hery, milahatra araka ny daty
hery ( 06/12/2003 15:09)
Ny ankizy sy ny fananahana
Manomboka sahirana ny ray amandreny sy ny mpanabe amin'ny firesahana ny momba ny fananahana (sexe) amin'ny ankizy. Lasa aloha loatra ny hitany amin'ny namany sy amin'ny télé. Sao dia tokony hatombok... tohiny
novalian'i kouala ny 25/06/2004 07:39
hery ( 04/12/2003 19:55)
Hevitra vitsivitsy vokatry ny 29/11/2003
Rehefa nivory izany ny birao omaly dia nisy sosokevitra iray goavana nipoitra tao. Dia ny hikarakarana lanonana goavana ho an'ny namana amin'ny 28 desambra 2003 izao. Mbola hisy fivoriana fanamasahan... tohiny
novalian'i rfanjav ny 11/12/2003 12:16
hery ( 02/12/2003 18:50)
Tatitry ny fihaonana 29/11/2003
Manahoana daholo ny namana. Tatitra avy tamin'i djiul momba ny fihaonan'ny namana tany Ambohijatovo. Rehefa tonga ny sary dia ho hitanareo @ internet ity tatitra ity. Misaotra an'izay rehetra... tohiny
novalian'i fafah ny 17/12/2003 18:14
hery ( 09/11/2003 11:12)
Dokam-barotra toa inona???
Samy nahatsikaritra isika fa misy dokambarotra vitsivitsy ny site tato ho ato. Amin'ny maha-maimaim-poana ny site dia miezaka mitady fomba hafa izahay hampidiram-bola. Ahoana ny fahitanareo ny dokam-... tohiny
novalian'i hery ny 30/12/2003 12:52
hery ( 05/11/2003 10:38)
Tsilalaon-teny
Ity ary misy lalao kely hitako tamin'ny forum hafa lunarforums.com fa sao dia lazain'ny sasany hoe maka tahaka tsy miteny eo indray. Hamorona tantara kely isika :) teny telo ihany no azon'ny tsirair... tohiny
hery ( 29/10/2003 20:32)
Fihaonana manaraka 29 novambra
Araka ny hevitra nitranga avy tamin'ny namana vitsivitsy sy nandeha tamin'ny Forum teto dia nisy fihaonan'ny namana vitsivitsy teo Soarano Antananarivo tamin'ny asabotsy 25 oktobra 2003. Niniana tsy n... tohiny
hery ( 24/10/2003 10:07)
Base de données
Tsy tsikaritra ny fifindran'ny base de données tamin'ity indray mitoraka ity. Efa tsy ao amin'ny ovh intsony ny ankamaroan'ny base. Ny hafatra sisa no mbola mihainohaino ao fa tsy mbola voafindra. I... tohiny
novalian'i dd ny 27/10/2003 09:17
hery ( 14/10/2003 08:03)
ISP any Dago
Tsy haiko na nanao ahoana ny vokatry ny eBit farany teo. Ny hitako matetika mantsy dia bahanan'ny wanadoo.mg ny sehatra ka tsy manana safidy firy ny olona eo amin'ny resaka Mpanolotra ny Internet. Iza... tohiny
hery ( 07/10/2003 17:54)
Governemanta sy Microsoft
Hiara-miasa izany ny Governemanta sy ny Microsoft. Vaovao ratsy ho an'ny mpiondana Linux. Marina tokoa fa hiova indray ny fivoatry ny resaka ordinatera eto Madagasikara. Ho Windows daholo ny any amin'... tohiny
novalian'i picasso ny 29/12/2003 11:26
hery ( 04/09/2003 10:10)
Forum Vaovao
Nosokafana ny dinika vaovao momba ny fahalamana ranofotsiny. Eto amin'ity dinika ity no ametrahanao ny fanontaniana sy ny fanadihadiana ary ny torohevitra isankarazany momba ny fahasalamana. Raha misy... tohiny
hery ( 03/09/2003 10:14)
Projet Namana 2004
Manana Projet (Projet Namana 2004) izahay amin'ny volana Aogositra 2004. Mbola vao vinavina ilay izy fa izay manana hevitra dia afaka mamosaka izany eto amin'ity forum ity. Ka toa izao ary no eritrere... tohiny
novalian'i iriniaina ny 25/11/2004 11:55
hery ( 31/08/2003 08:36)
Izay tsy manohitra dia manaiky...
Alahady ny andro dia mba namaky baiboly... dia hitako tao hoe "Izay tsy manohitra antsika dia miaraka amintsika" (Mk 9,40). Maninona no tsy io no entin'ny Kristianina miatrika ny Kristianina tsy mitov... tohiny
novalian'i fijo ny 28/01/2004 11:09
hery ( 13/07/2003 15:41)
Vola vaovaon'ny TIM
Malaza indray izao fa volan'ny TIM lé vola vaovao. efa mandeha sahady aza ny argot hoe 1 tim = 1 alina. Tahaka ny hoe clou=ariary zato, kala 1 = roanjato sns. Tamin'ny fandalovan'ny Talen'ny FMI teto... tohiny
hery ( 16/06/2003 16:24)
Hafatra tahiry
Misy hevitra vitsivitsy napetraka momba ny fitehirizana ny hafatra. Nalefa email tany aminareo. Raha toa ka tianareo dia eto no anaovy ny adihevitra. Apetrako etsy ambany ny hafatra nalefako email. ... tohiny
novalian'i isrine ny 13/11/2003 10:56
hery ( 10/06/2003 15:29)
Inona indray ny ao Toamasina ao?
Henonay fa misy korontandrotana indray ao Toamasina ao. Tsy mazava anefa na tsahotsaho fotsiny na tena misy tokoa izany gidragidra amin'ny samy malagasy izany. Sao dia mba misy afaka milaza ny tena za... tohiny
novalian'i Gasiaho ny 17/06/2014 08:41
hery ( 07/06/2003 15:13)
Fifaninana @ afisy
Misy fisehoan-javatra mampalahelo eto Antananarivo amin'izao fotoana izao satria mifaninana ireo mpametaka petadrindrina (afisy). Fotoana iray ihany mantsy no anaovana ny fifaninanana ka dia samy mame... tohiny
novalian'i rinakely1 ny 29/11/2003 13:34
hery ( 04/06/2003 16:09)
Operation Sary
Mandritra ny fotoana voafetra dia vonona izahay hi-scanner ny sarin'ny namana maimaim-poana. Ireto avy ny fepetra amin'izany. - Sary iray mazava tsara no ilaina (lava na tapaka... dia mba ataovy m... tohiny
novalian'i methode ny 05/06/2004 16:10
hery ( 24/05/2003 12:57)
Vazaha lasa namana?
Mahita aho fa manomboka misy vazaha eto amin'ny http://namana.serasera.org. Manahirana ahy izany satria teny gasy daholo no miasa. Kanefa manontany ny hevitrareo namana ihany aho hoe sao dia ekenareo ... tohiny
novalian'i taratra ny 16/02/2004 18:01
hery ( 12/05/2003 15:30)
Tsy lojika ny KMMR
Tsy lijika ny KMMR amin'ilay hetsika hataony eto Antananarivo. Nanasa ny prezidàn'ny repoblika izy... kanefa fantatra foana ny kabariny isaky ny manao fivoriana. Sady ny tena tsy maha lojika azy k'lo... tohiny
novalian'i fijo ny 06/02/2004 20:52
hery ( 07/05/2003 17:41)
Pety sy Antananarivo
Hamory vahoaka eny @ 13 mai hono i Pety hankalazana ny tolom-panafahana @ 13 mai izao. Ho hita eo na hanaraka azy Antananarivo ka hataony antso avo hoe "Teto Antananarivo izahay no nahavory olona be i... tohiny
novalian'i drajo ny 26/09/2003 11:17
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0607