Tsy tsikaritra ny fifindran'ny base de données tamin'ity indray mitoraka ity.
Efa tsy ao amin'ny ovh intsony ny ankamaroan'ny base. Ny hafatra sisa no mbola mihainohaino ao fa tsy mbola voafindra. Inoako fa ho vita androany alina ihany.
Ireo izay nandefa hafatra androany alina dia mety hisy olana... fa ezahina ny tsy hampisy olana azy.