Pety sy Antananarivo

1. hery ( 07/05/2003 17:41)
Hamory vahoaka eny @ 13 mai hono i Pety hankalazana ny tolom-panafahana @ 13 mai izao. Ho hita eo na hanaraka azy Antananarivo ka hataony antso avo hoe "Teto Antananarivo izahay no nahavory olona be indrindra" tahaka izay nolazainy tany Toamasina.
Ny mampalahelo dia ho simba inidray ilay zaridaina kely efa mba tsitsitsitsiana... ttt.
novalian'i drajo ny 26/09/2003 11:17
2. rh ( 08/05/2003 10:10)
Tsy hahavory olona izany izy ary mety tsy ho raikitra akory io
3. zafy ( 08/05/2003 11:48)
aleo hanao fa ny olona ange ho tonga eny hijery izay vendrana tsy manankatao e! sady ny gasy liam-baovao raha teo fa tsy dia hoe tonga hanohana an'ilay mpitady toerana akory
4. julianna ( 09/05/2003 17:18)
tsy misy
5. drajo ( 26/09/2003 11:17)
Mety koa anie ny manofy eo amin'ity tany ty e, atao ahoana fa tsy nahazo tsirony izy teo de manao zay mety mba ahafahana mameno posy refa avy eo.......he he he veloma lesy ry pety a, refa lasa repoblika manandriana fidinay enao e bye.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7868