Nisy tsy nety teo fa efa mety

1. hery ( 29/04/2004 19:18)
Nisy olana kely ny fandefasana hafatra teo fa efa nahitsiko amin'izao fotoana izao.
Isaorana ianareo izay niteny manokana.

Misaotra.
Hery
novalian'i ramoul ny 30/04/2004 20:03
2. ramoul ( 30/04/2004 20:03)
ianao no tena hisaorana ry hery à!
Misaotra é!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1676