Webmasters: matory dé mahazo vola :)

1. hery ( 02/03/2004 10:28)
Ho an'ireo webmasters izay manana sites izay efa mba manana mpamangy ity. Misy sites vitsivitsy afaka manome vola isaky ny click na isaky ny visiteurs izay mety hahaliana anareo. Ny serasera aloha dia nampiasa azy hatramin'izay ka hita fa misy vokany ihany. Ireto ambany ireto misy site roa tahaka izany raha hanandrana.

1. Mandray vola 0.45 euros isaky ny miova ny annonceur
http://www.allosponsor.com/accueil.php?ref=3745

2. Mitovy fomba fiasa amin'io ambony io ihany koa saingy 0.60 euros isaky ny miova ny annonceur.
href=http://www.allotraffic.com/index?r=2480

novalian'i cowboy ny 02/06/2004 03:57
2. 2689 ( 05/03/2004 12:13)
Tohizako resaka hafa ity fa misy hifandraisany kely ihany. Ahoana indray no hatao mba hitaomana mpitsidika raha namorona sehatra vaovao. Fantatro ireo moteurs de recherche fa ny ilako valiny dia izao :
- Ahoana no fomba hametrahana ny sehatrao @ izy ireny ?
- Misy paikady hafa ve tokony harahina mba hahabe mpitsidika ny sehatra?
- Misy manana antontan' isa ve hoe iza avy no ahitam-bokany bebe kokoa?

Dia misaotra e...
3. hery ( 16/03/2004 13:06)
Robots no tena miasa amin'ny moteurs de recherches... ny ataon'ny robots dia ny mijery ny meta tags. Rehefa mametraka fichier html ianao dia ataovy mazava tsara ny tags ery ambony indrindra.

Ny Robots no manao ny asany manaraka. Mazava ho azy fa miankina amin'ny famangian'ny olona azy no mahatonga ny référence.

Ny fomba iray hisarihana olona mahomby indrindra dia resaka pub alohan'ny resaka moteur de recherche. Rehefa mahazo mpamangy betsaka enao dia mahazo ambonimbony ao amin'ny moteur de recherche. Andramo angé ny manao pub eto amin'ny serasera e :)

Hery
4. 2689 ( 23/03/2004 13:13)
OK!
raha azoko tsara izany dia manao investissement aloha dia avy eo mitango.
Hasiako doka eto dia asiako rohy koa ary amin' ny toerana natokana ho an'izany dia ho hitako eo. Fa mbola eo am-pamolavolana aloha izao, fa rehefa tonga @ilay hoe matory dé mahazo vola dia zaraiko @ namana ny sosy.
5. cowboy ( 02/06/2004 03:57)
Hery,
misy ilay sehatra www.malagasy.ht.st iny aty,
nefa izahay izao aty Dago, dia mety halefany avy any ve ny euro ?

Ka raha maromaro ve ny euro alefany any ka tsy hanankarena amin'izany ve izahay (1euro= +10000fmg)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4759