Vaovao : 500 isa = 1 tahiry biz :)

1. hery ( 27/04/2004 11:00)
Ny isa voarain'ny namana tsirairay tamin'ity volana avrily ity dia miova ho bizoroka amin'ny voalohan'ny volana may. Ka ny isa 500 dia miova ho biz'oroka iray fanampin'izay efa tokony ho azonao isambolana.

Misaotra
novalian'i hery ny 02/05/2004 22:47
2. ramoul ( 27/04/2004 12:08)
hery à! zany ve tsy lafo be klé! 500 isa be zao no hatakalo isa 1 fotsiny. Tsy aleo ve mba 5 fara faharatsiny?
3. hery ( 27/04/2004 12:21)

I voninkazokely manana isa 9131 dia hanana biz'oroka 1827 ve???

Sady fanampiana fotsiny io fa betsaka ny fomba hampitomboana biz'oroka http://namana.serasera.org/index.php?rub=bizouhelp

4. ramoul ( 27/04/2004 15:02)
ary ra atao isa 3 ary é!?
5. aladin ( 27/04/2004 17:09)
manin kay raha mbô atao 1 isaky ny 250isa?sady ny fampidirana sary ihany no hampitomboana azy raha eto dago.
6. ikaretsaka ( 28/04/2004 02:47)
hmmmm .. avy aty daholo ny namako fa zaraiko biz'oroka izany.. dia asiana fifaninana ze be biz'oroka indrindra izany?
7. fijo ( 28/04/2004 04:42)
aleo hianatra manaraka fitsipika sy mba hiezaka fa raha biz oroka ve no efa hiadiana hofoana ny tsolotra?
8. angie ( 28/04/2004 13:28)
zay mila milaza: magataha dia omena sady efa ho lany daty eo fotsiny ireo no tsy tsara noho ilay direct sa ahoana ri Hery?????? hitako ilay grrrrrr.
9. ramoul ( 28/04/2004 15:14)
eny njay ary kou! mahaiza zany mihonona fa efa mba mahazo isa ray ihany.
10. nananie ( 28/04/2004 15:56)
Tsy ratsy le hevitra ka. Fa za angamba ho anisan'ireo tsy hanana omena raha izany ny fandehany! lol!
11. ikaretsaka ( 28/04/2004 20:32)
za tsy hanome ko alol! konjoiko nena! lol
12. fijo ( 29/04/2004 04:38)
ny ahy zaraiko hoan'izay mitady.ny biz oroka io an
13. six ( 29/04/2004 09:17)
ka raha vao konjoina anie ry karetsaka d miala ihany refa miova volana e! hihih
d iza avy omen-là ra fijo?
14. ramoul ( 29/04/2004 16:00)
hery fanontanina kely fotsiny nbo hapetrako:
ahoana indray ity tsy mahazo isa ity rehefa foy ny hevitra soratana na rehefa foy ny valin-teny alefa any amin'ny namana nandefa ny message?
Misaotra
15. soa ( 29/04/2004 17:48)
dia ny namanao irery ihany ve ry ikaretsaka no mba hizaranao biz'oroka?
malaelo be za zany satria za aloha tsy anisany namanao fa mba te ahazo oroka be koa! (hihihihi!!!)
16. kitjo ( 30/04/2004 19:30)
misy olona ho tototra biz oroka znay volana mai ra mbola mitohy fa za otsan mba manana 500 maro2 iany,hiihihih
17. ramoul ( 30/04/2004 20:08)
hihihihih.
ary mety hanakarena bizoroka dôly tsika zany am'ty volana ty an!
18. voninkazokely ( 30/04/2004 22:27)
Iza aby ianareo no mila bizoroka fa omeko tokoa moa izany ??
19. samoina ( 01/05/2004 03:31)
Aza omena biz ny oroko fa aleo ny takolaka ihany kah !
20. aladin ( 01/05/2004 08:15)
nenah 'zao tsy nitombo koury ôôô!!!!
fa aôna kay?nefa ny isa nananako bebe ihany de le 2 ihany no tahiry biz'oroka ao?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.155