Vaovao : 500 isa = 1 tahiry biz :)
21. hery
(
01/05/2004 09:46)
gaga amin'izany kou zà.
Ny ahy aloha nitombo e
22. aladin
(
01/05/2004 18:12)
mbô marina e!2 ihany no ao!ary raovina vao misy fomba hafa ankoatry ny sary hampitomboana tahiry eto dago?
23. yonikafopl
(
01/05/2004 18:47)
iarahako manontany @ ramoul ilay fanontaniana ry hery fa mba omeo valiny a!
24. hery
(
01/05/2004 20:27)
Ho avy tsy ho ela ny fampitomboana biz'oroka ho an'ny rehetra. Resaka click ilay izy. Holazaiko eo ihany fa mitady an'ilay lafiny teknika aho.
25. hery
(
02/05/2004 22:47)
Efa misy fomba fampitomboana tahiry biz'oroka maimaim-poana fa jereo ao amin'ilay hoe [Hampitombo tahiry]
Zé maharitra vadin'andriana
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.9219