Sary Fihaonana 15 feb 2004

1. hery ( 01/04/2004 23:29)
Tsy mbola tena manam-potoana hanamboarana tahirintsary manokana eto aho noho ny fanadinana fa azontsika jerena eto amin'ny rohy eto ambany ny sary vitsivitsy nalefan'ny namana sasany nandritra ny fihaonana 15 febroary 2004 tao Ampasanisadoda.

http://fr.photos.yahoo.com/namana_serasera

Irariana hatrany ny mbola hisian'ny hetsika toa izany.

Mety mbola hisy sary vitsivitsy momba ny teny @ Restaurant Vatomanga ihany koa ato ho ato.

Mazotoa daholo.
novalian'i ramoul ny 29/04/2004 17:23
2. fijo ( 01/04/2004 23:42)
misaotra nanaeho ireo sary ireo e.
3. ikaretsaka ( 02/04/2004 01:54)
misaotra e
4. kitjo ( 02/04/2004 16:17)
misaotsa e
ary le tonga t@ 28 dec dol ny ankamaroany an, mahafinaritra e

fa tsy nisy fitaratra b otsan le t@28dec,ihhihi,mbo alaivo ry Hery ny sary t@iny ra misy manana fa nilay b an,
aza atao hita fts za ,ihhiihhi,laingako znay e
5. jhouhlambout ( 05/04/2004 19:30)
tsara lé izy, raha misy afaka manampy dia ampio ré....
6. ramoul ( 29/04/2004 17:23)
tena tsara fa misôtra é!
mba ampio hono izay mbola afaka manampy é!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1977