Maty ve Darius???

1. hery ( 21/04/2003 15:40)
Fampanantenana goavana no navoakan'ny Production La Une tamin'ny hivoahan'i Darius, ilay film futuriste malagasy voalohany. Natao indroa ny avant-première saingy nandamoka hatrany. Hatramin'izao dia mbola tsy nivoaka tanteraka izany... asa izay antony.
novalian'i zaira ny 19/05/2005 08:25
2. xxx ( 31/05/2003 10:31)
Aoka zay ny tebiteby razoky f'efa nivoaka izy eh... En + n'zay: milay daholo ny action miseho ao na ny trucage aza izany : hafa ihany aloha rehefa ny La Une no manao zavatra....
3. prilouju ( 07/09/2003 09:27)
sao dia mba fantatrareo kay ilay bande originale,raha tsydiso aho dia toa hiran'i SILO izaynefa tsy fantatro ny titre ilaizy .misaotra dia mandram-panoratra indray ee
4. ramoul ( 06/04/2004 12:15)
Mba tantara ny ambangovangony zah refa mande ny film fa tsy fantatray zany ô!
5. donemaskit ( 06/04/2004 13:47)
efa hoviana zany Ramoul a !! za lou tsy nijery e
6. clarys ( 07/05/2004 08:57)
Mba tiako ho fantatra le olona roa miaro be an'i Dariosy ireo...mbola mety hisy tohiny ve dariosy? Nanao ahoana ny gidragidrantsika tamin'ireny? Za koh alou tena tsy nety nahita iny film iny nefa aho mba nilalao tao ihany ? Mba valio aho raha mba iray amin'ny la Une ireo mamaly ireo. Ataovy sérieux an !
7. zaira ( 19/05/2005 08:25)
clarys:

Mba tiako ho fantatra le olona roa miaro be an'i Dariosy ireo...mbola mety hisy tohiny ve dariosy? Nanao ahoana ny gidragidrantsika tamin'ireny? Za koh alou tena tsy nety nahita iny film iny nefa aho mba nilalao tao ihany ? Mba valio aho raha mba iray amin'ny la Une ireo mamaly ireo. Ataovy sérieux an !



salut toi za aky taraky be any izany fa raha mba mety dia mba hazavao ahy aho matsy aty paris no pitetraka dia tsy maharaka ny festa ny dago mihitsy mba andefaso filma gasy ilay hoe the man raha tsy diso aho dia alefaso aminy ity andresss ity !! na omeo ahy ny adress toi dia andefasako vola toi !!!! ny tena mety
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6551