Liste des messages

Liste des messages, inserés par hery, par ordre de date
hery ( 09/05/2013 21:28)
Tsy vitan'ny kristianina sasany ve ny mampibebaka ny mbola tsy mpino?
Asa ianareo raha mahatsapa fa ny ankamaroan'ny fiangonana madinika isakarazany dia izay efa mino no tena ataony lasibatra itoriany fa tsy izay mbola tsy mino mihitsy. Mety hoe lafiny pratika vitsivits... suite
répondu par sitlo le 18/05/2013 08:12
hery ( 09/05/2013 07:45)
Fampihavanana marina
Efa hoe tsy mety io bulletin unique io. Inona moa no tena tanjona tamin'io? Hoe hanome chances ireo antoko kely ve? Dia io tokoa ara fa niroborobo ny antoko kely. 41 be izao no nofidina. Ny laharana t... suite
répondu par 5laody le 16/05/2013 06:48
hery ( 23/04/2013 08:12)
Artista avy any atsimo
Hiran'ireo artista maromaro avy any atsimo. Mino aho fa hetsika manokana taorian'ny Haruna ity hira ity. Isaorana izy ireo. Fa ohatry ny tsy mba hitako ao i Mamy Gotso? [youtube]http://www.youtube.c... suite
répondu par endriny le 27/05/2013 11:06
hery ( 05/04/2013 14:02)
Resaka maka maka sary
Tsy hoe artista akory fa izay hita mahaliana dia atao kely eny. Misy mpaka sary faka mizara traikefa ve ato? Vao mianatra mantsy ny tena. Itony izao andrana: [url=http://hery.blaogy.com/post/4/8314][... suite
répondu par andrywui le 19/04/2013 23:36
hery ( 05/04/2013 04:29)
Fifidianana tandrametaka indray ve sanatria?
Hiroso amin'ny fifidianana izany isika, tonga ihany ilay fotoana nodradrain'ny sasany teto amin'ny serasera hoe vitao haingana, vitao mora, fifidianana mora. Toa izao no nolazain'ny kandidà iray efa... suite
répondu par hadji le 13/04/2013 08:29
hery ( 04/04/2013 13:34)
Valala
Dia iny henontsika iny izany ny firongatry ny valala ao Madagasikara. Araka ny nolazain'ny FAO dia mihoatra ny 40M USD ny vola ilaina. Tsy manana izany vola izany ny Malagasy fa raha misy ho avy dia t... suite
répondu par 5laody le 05/04/2013 20:37
hery ( 29/03/2013 08:46)
Papa Fransoà manasa tongotry ny gadra
Nanaitra sy nanohina ahy ny nahita ny Papa nanasa ny tongotry ny gadra omaly. Namerina izay nataon'i Kristy nanasa ny tongotry ny mpianany. Hoy tokoa mantsy izy hoe "Ka raha izaho Tompo sy Mpampianatr... suite
répondu par RBNIR le 09/04/2013 18:44
hery ( 21/03/2013 08:06)
Hi-chat ao amin'ny serasera amin'ny alalan'ny Pidgin
Misy fitaovana anakiray atao hoe Pidgin izay azo ampiasaina raha hi-chat ao amin'ny serasera. Ka ity ny fomba fampiasana an'io [url=http://pidgin.im]Pidgin[/url] io. Voalohany indrindra aloha, ny [u... suite
répondu par Nehemiah le 22/03/2013 05:37
hery ( 19/03/2013 15:00)
Aza matahotra
[img]http://sphotos-f.ak.fbcdn.net/hphotos-ak-snc6/261419_10151294690517261_693318970_n.jpg[/img] Tenin'ny Papa Fransoà androany... Aza matahotra ny ho tsara fanahy. Marina fa heverina fa adala ire... suite
répondu par karandoha le 31/03/2013 20:21
hery ( 19/03/2013 13:25)
Fandrafetana abidia ho an’ny teny malagasy (1)
Hevitra navoakan'i Solonavalona Andriamihaja (mpikambana ao amin'ny Akademia Malagasy) tao amin'ny lisitra serasera http://fr.groups.yahoo.com/group/serasera/message/40991 ity resaka ity ka apetrako e... suite
répondu par Nav le 17/02/2015 16:13
hery ( 06/03/2013 15:15)
Efa voasoratra hoe... didy vaovao
Tao amin'ny Testamenta Taloha dia nametraka lalàna ny mpaminany sy ny mpanjaka, didy avy amin'Andriamanitra, misy 635 ny lalàna hoy ny mpandinika baiboly fa tsy didy folo ihany, ary misy antsipiriha... suite
répondu par bor2lais le 11/03/2013 15:28
hery ( 08/02/2013 21:25)
Tsy tena katolika raha niala katolika
Fomba fitenin'ny sasany (ex-katolika) eto amin'ny serasera ilay hoe "izaho efa katolika ela be fa fantatro fa diso ny finoanareo katolika"... Izao no teniko ho azy ireny: - Aza mihambo ho "katolika ... suite
répondu par tanicus le 25/01/2015 12:08
hery ( 15/01/2013 09:20)
"Volako manokana" hono
Io indray ilay resaka "volako manokana". Volan'ny prezidansa (na volan-dRajoelina) manokana hono no nomeny hanamboarana ny tohatohatr'Ambondrona sy Antaninarenina... Fa angaha tsy tadidiny fa "volan-... suite
répondu par ravatorano le 19/01/2013 10:52
hery ( 10/01/2013 15:29)
Ity teny malagasy ity (8)
(Antso tao am lisitra serasera dia ampitaiko eto amin'ny dinika) Mitohy indray ny dinidinika momba ity teny malagasy ity satria tonga ny vanin-taona lehibe ankalazana isan-taona ny « Andro Iraisam... suite
répondu par Nav le 15/01/2015 15:02
hery ( 13/12/2012 01:24)
"Ni" iray aloha izay, ny "Ni" iray sisa, ho sahy ve?
Dia iny izany Ravalo fa nanambara ny tsy hirotsahany hofidina. Mahagaga fa nangina tampoka ireo mpiantso "Ni.. Ni..". Tsy nampoziny hoe Hanaiky angamba Ravalo. Tokony miantsoantso "Ni... Ni..." ihan... suite
répondu par ravatorano le 26/12/2012 09:14
hery ( 10/12/2012 08:22)
Kristianina ve ny Temoins de Jehovah?
Amin'izao akatoky ny krismasy na noely izao dia mafana fo be ny Temoins de Jehovah ary tonga saina kely aho nahita ilay hoe "ny tena kristianina tsy mankalaza noely"... - Fa angaha Kristianina ny Tem... suite
hery ( 01/12/2012 10:28)
Tononkalo be mpitia
Ireto ireo tononkalo be mpitia ao amin'ny vetso.serasera.org hatry ny androany :-) Ireo tononkalo be mpitia eto amin'ny serasera 1. [url=http://vetso.serasera.org/tononkalo/ryana/azafady-1]AZAFADY[/... suite
répondu par sahia le 11/10/2019 10:11
hery ( 01/12/2012 08:58)
Fanambaràna lehibe nataon'i Col. Charles
Mampita ny vaovao fotsiny ho an'izay liana ny fanambaràna tamin'ny video izay nataon'i Col. Charles [youtube]http://www.youtube.com/watch?v=ZBfF_C2xmuI[/youtube]... suite
répondu par andrywui le 08/12/2012 09:13
hery ( 21/11/2012 05:15)
Baiboly amin'ny finday android
Efa misy vitsivitsy ny baiboly amin'ny findray. Fa vao nampidiriko ao amin'ny https://play.google.com/store/apps/details?id=com.baiboly.katolika ihany koa ny baiboly katolika teny malagasy. - Misy fa... suite
répondu par hery le 21/11/2012 20:04
hery ( 25/10/2012 20:21)
Ny Ortie kay fihinana
Tsy aritro dia tantaraiko eto fa ortie ny laokanay androany. Aty ambanivohitra aty no misy azy io. Be dia be mantsy atsy ambony anaty ala atsy, tena misavovona mihitsy, dia naka ry zareo tato an-trano... suite
répondu par lalaina28 le 20/01/2020 11:51
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0702