"Ni" iray aloha izay, ny "Ni" iray sisa, ho sahy ve?

1. hery ( 13/12/2012 01:24)
Dia iny izany Ravalo fa nanambara ny tsy hirotsahany hofidina. Mahagaga fa nangina tampoka ireo mpiantso "Ni.. Ni..". Tsy nampoziny hoe Hanaiky angamba Ravalo.
Tokony miantsoantso "Ni... Ni..." ihany izy ireo raha ohatra ka tena matotra amin'ilay resaka.

Ho hita eo ny tohiny
2. doubl ( 13/12/2012 06:48)
Za aloha kely finoana ihany amin'ilay fanambarana e!
vava fotsiny iny ,izy anie efa tsy mahagaga intsony e,te hiverina eto m/kara dia milaza ny tsy vokatry ny fony akory
ilay iray indray zarany aza misy an'iny , tsy sahy milatsaka ho fidina izany
, fantany fa tsy holany izy
hohitantsika eo ihany ny tohiny e!
3. Nehemiah ( 13/12/2012 06:59)
Tsy hitako anie izay tsy aneken'i takaka ireny ny "Ni... Ni... e !" Izany ve dia manakana azy ireo hametraka tsangan'olona ho prezidà ?
4. andrywui ( 13/12/2012 09:05)
AMPY ZAY NI...NI....ZAY E

INY NI..... IRAY INY IANY NO TENA NANDRASANA DE HANDROSO GASIKARA

TAPITRA HATREO NY NOFIRATSY
5. andrywui ( 13/12/2012 09:06)
NI....iray sisa aona ry hery à , nareo ve mivadikatdou e
6. locl ( 19/12/2012 16:29)
Vovo ho ahy ra-Wui, jereo tsara eo ny fivadiky ny tantara, hihihihihi
7. andrywui ( 19/12/2012 18:44)
locl a , tsy misy terena mitsy amze safidiny fa niditra detety ane dada oe hilatsaka foana ka mety nanampy azy ny UI sy UA sy ry SADC sy ny namany nanatanteraka anzany e , fa de ouuufffff tsy itako ze vovo amzany ry frere fa hadalana angah de ye
8. ravatorano ( 26/12/2012 09:14)
neveriko fa ikala ninie kle ! fa io aleo izay te hilkatsaka eo hilatsaka d any amin'ny fanisambato tsika miresaka farany hihihihi fa raha mbola izao lasa aloha loatra ! izaho aloha mahay olona ho fidiako eh !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3238