Azo ampiasaina sa tsia ny tonelina Ambanidia

1. hery ( 21/01/2015 09:18)
Mifamahofaho be ihany ny resaka momba ity Tunnel Ambanidia ity. Ny fanjakana miteny an'avona hoe tsy misy atahorana, angamba tezitry ny voatery nidina teny an-toerana nanao fanadihadiana akaiky. Ny olona anefa mahita tany mihotsaka, rano mitete sns. Ny masoivoho frantsay moa nilaza tamin'ireo terataniny mba hitady lalana hafa fa tsy handalo ao.
Tsy ny fianjeran'ny tonelina loatra angamba no tena atahorana - na dia mety ho tonga koa aza izany satria efa nisy tany amin'ny firenena hafa - fa ny filatsahan'ny vato na hazo na tany vokatry ny fihotsahana.
Azo lazaina fa fotodrafitr'asa matanjaka ihany mantsy io tonelina io na dia tsy nisy fikarakarana matotra mihitsy aza nandritra ny taona maro. Raha ny tokony ho izy dia misy fitiliana matetika ny tonelina tahaka ireny. Asa impiry no nanaovan'ny teknisianina izany hatramin'ny nahavitan'ny tonelina 80 taona mahery lasa izay.
Raha izaho ny fanjakana dia raisina dieny izao ny andraikitra sao dia anenenana raha sanatria misy loza.
2. Fiffi ( 21/01/2015 09:41)
...tsy aiko aloha na azo hampiasaina na tsia fa toa mandeha be ny resaka momba an'io tunnel io...





ny sarin'Hery mbola tsara be noho ity....
3. Mikhidjar ( 23/01/2015 08:43)
Bjr!!amiko manokana aloha...matoa mis n resaka mandal de tokon ts tsinotsinoavina ilay izy satria ao n lalan'olona marobe..ar ts oe une petite cm n halavan io fa lav2 ihan....matetik mank n fanjakan ref mis n loza vao mahay mijer s manampy ...nef n ts haindreo dia ra sanatria mihotsak ane io ka met aina bdb n ho tototra ao....izey ts hirariana mihintsy izany!!Aleo misorokeee...aleo dinihina akaiki...dieny zao tokony ef atao alerte rouge aloha n ao......de ten jeren mihints....lalana ef simba manimb tomobilina ar vit mankan tomobil ts hande eo...indrindra ve f oe tunnel..n tomobil ao amban..mis aina ao anatiny......de ts mb hojeren akeki........!!!
4. Fiffi ( 23/01/2015 13:45)
....Madagascar Tribune androany...

http://www.madagascar-tribune.com/Le-tunnel-d-Ambanidia-risque-t-il,20732.html

La polémique s’engage autour de l’état du tunnel d’Ambanidia et des risques courus à l’emprunter. Les autorités malgaches affirment que ce n’est rien, que les usagers ne courent aucun risque en empruntant ce tunnel alors que d’autres sources le déconseillent.

La rumeur sur les fissures au dessus de cette infrastructure et les risques de son effondrement court depuis un moment. Des grandes sociétés comme Colas ont envoyé des mails à leurs employés pour leur recommander de ne plus emprunter le tunnel d’Ambanidia. Mails largement transférés aux membres de la famille, connaissances et amis et partagés sur les réseaux sociaux. Le consulat de France a également envoyé des textos dans ce sens à ses ressortissants. Initiative qui a irrité les autorités malgaches. Rivo Rakotovao, ministre d’État chargé des infrastructures, de l’aménagement du territoire et de l’équipement, un tantinet agacé note qu’il y a des autorités compétentes à Madagascar qui prennent leurs responsabilités. « Ce n’est pas la peine de créer de psychose inutile » selon lui.

Le ministère des travaux publics a fait venir des experts français spécialistes de ce genre d’ouvrage. Le ministre de tutelle Roland Ratsiraka était venu sur terrain avec ces experts et a confirmé que pour le moment il n’y a aucun risque et que les précautions nécessaires seront prises. La démolition des constructions au dessus du tunnel est envisagée actuellement.

Quoi qu’il en soit, une certaine psychose est déjà installée et bon nombre des usages, quand ils le peuvent, préfèrent ne plus emprunter le tunnel. La confiance ne règne pas tellement entre les responsables politiques et la population. Même si ce qu’ils disent pourrait être vrai, la méfiance tend à toujours prendre le dessus chez le citoyen lambda.
5. AinaNirinaPoeta ( 23/01/2015 16:49)

Azo ampiasaina sa tsia ny tonelina Ambanidia? TSY FANTATRO. Fa hitan'ny masoko kosa ny RANO MITETE sy ny MITRIATRA, hitako koa ny tany be ahiana hihotsaka sns... Tsy ny INJENIERA ihany no afaka hahafantatra fa misy MAMPANAHY ireo rehetra ireo. Ny fanjakana irery ihany no afaka mandray andraikitra amin'izay zavatra MAMPANAHY izay nefa izy mamaly bontana hoe AZA MANAKORONTANA SAIM-BAHOAKA! Raha tena tompon'andraikitra ry zareo dia asaivo tadiaviny ny hevitra tsy hampisy RANO MITETE intsony ao anatin'ireo TONELINA ROA ireo, amboary ny MITRIATRA, raiso ny fepetra tsy hampisy tany na vato hianjera avy any ambony tonelina any. Fa raha tsy AFAKA handray andraikitra dia tokony hiala.
6. mpisotrtoaka ( 26/01/2015 05:51)
Azo ampiasana tsara tokoa ! Ny fotodrafitr'asa tahaka an'io d ry zareo frantsay ihany no tompon-kevitra ! Mateza any ho any am 170 taona any ho any io rah ampy fikarakarana ! Marihiko eto fa tsy rarivato natsangana izy io fa vato nolavahana mihitsy ! Ny triatra sy ny mitete no tokony ho jerena akaiky ! Ankoatra izay ny tany eo amboniny dia miaro amin'ny fitresahana malaky satria manentsika ny lavaka tsy hiitatra haingana !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1616