Mpanao mariazy nandeha metro :-)

1. hery ( 15/11/2013 15:38)
Nahafinaritra kely ny nahita azy roa nandeha metro nandeha tany amin'ny fiangonana hanaovana ny mariaziny. Tao Milan eto Italia no nitranga ny tantara.
Ny fanazavana nomeny dia hoe tsy manana fiara izy ireo fa mandeha metro sy bus foana isanandro, ka mandritra ny mariazy dia noteneniny avokoa ny mpanatrika rehetra mba handeha metro miaraka amin'izy ireo koa. Amin'izay tsy misy mitondra fiara miteraka fitohanana fotsiny.
(Sary Alessandro Camedda sy Silvia Bortignon)


2. booboo ( 15/11/2013 16:24)
(tsisy ifandraisany @ sizé, fa tiako be ilay kiraron'ny mariée :-°) )
3. mpisotrtoaka ( 14/01/2015 05:38)
Tsy ratsy ilay fika ! Aty an-tanana mbola ny mandeha an-tongotra alou izao no mbola tsy foana !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3798