Amin'ny telephone

1. hery ( 07/07/2014 21:51)
Sahirana be zah rehefa mijery forum amin'ny telephone dia namboarina kely natao responsive tsotsotra ny forum.
Tsy dia tena raitra fa efa azo vakiana amin'ny telephone fotsiny aloha amin'izao.

Ny amin'ny tablet tsy tokony hisy olana.
2. rabaradaka ( 01/08/2014 10:58)
Misaotra e, efa lasa lavitra tokoa ry dadatoa Hery ny teknolojia
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2156