Governemanta italiana 50% vehivavy

1. hery ( 22/02/2014 10:40)
Na dia hoe mitovitovy amin'ny politika any Madagasikara aza ny eto Italia dia misy fivoarana be kosa ry zareo eo amin'ny fitovian-tsaranga eo amin'ny lehilahy sy ny vehivavy.

Ao amin'ny governemanta vao nitsangana omaly ohatra, izay misy minisitra 16 fotsiny dia vehivavy ny 8
novalian'i andrywui ny 03/03/2014 20:33
2. 5laody ( 22/02/2014 18:47)

Salama,
Afaka miteny izany ianareo hoe mia dolce metà. Fanontaniana manitikitika: Mitovy karama ve ny lehilahy sy ny vehivavy sa mbola an-dalana?
3. sitlo ( 23/02/2014 05:02)
N'enah ilay mangamanga
4. hery ( 24/02/2014 11:07)
5laody> Tsy fantatro aloha na mitovy ny karama na tsia. Mety tsy miankina amin'ny maha lahy na maha vavy no tsy mampitovy azy raha tsy mitovy.
5. andrywui ( 03/03/2014 20:33)
mitovy daolo iany ny karama fa ny tanjaka no tsy itovizany e !!! aiza no ahavitan'ny vehivavy halefa mission any ankebakebatany isakerinandro fa de le asaina miterikiho eny am birao sy mikitakita client sy milanjalanja soroka de mahay izy !! nefa misy ilana azy ihany alou amzao andron'ny fitovianjo izao ny vehivavy ee atao jerijery haingombirao sady maha foy ny ora iasana huhuhohuh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4225