Governemanta italiana 50% vehivavy
1. hery
(
22/02/2014 10:40)
novalian'i RethaWisozk ny 19 andro lasa
2. 5laody
(
22/02/2014 18:47)
Salama,
Afaka miteny izany ianareo hoe mia dolce metà. Fanontaniana manitikitika: Mitovy karama ve ny lehilahy sy ny vehivavy sa mbola an-dalana?
4. hery
(
24/02/2014 11:07)
5laody> Tsy fantatro aloha na mitovy ny karama na tsia. Mety tsy miankina amin'ny maha lahy na maha vavy no tsy mampitovy azy raha tsy mitovy.
5. andrywui
(
03/03/2014 20:33)
mitovy daolo iany ny karama fa ny tanjaka no tsy itovizany e !!! aiza no ahavitan'ny vehivavy halefa mission any ankebakebatany isakerinandro fa de le asaina miterikiho eny am birao sy mikitakita client sy milanjalanja soroka de mahay izy !! nefa misy ilana azy ihany alou amzao andron'ny fitovianjo izao ny vehivavy ee atao jerijery haingombirao sady maha foy ny ora iasana huhuhohuh
6. RethaWisozk
(
19 andro lasa)
Raha ny hevitro dia mitovy zo ny lahy sy ny vavy, fa izay tsara kokoa amin’ny asa dia hahazo karama mendrika ny fahaiza-manaony.