Nohatsaraina kely ilay lalao anarana

1. hery ( 02/08/2014 21:10)
Ho anareo (be dia be) izay milalao ao amin'ilay http://lalao.serasera.org/anarana dia nohatsaraina kely ilay izy mba hitondra fahalalàna teny malagasy ihany koa.
Manomboka izao ary, ny teny tsirairay rehefa mivoaka dia azonao jerena avy hatrany ny dikany. Rehefa tsindrina ny teny dia miseho ny dikany avy ao amin'ny Rakibolana.

Misaotra hatrany.

Hery
novalian'i Fiffi ny 09/08/2014 17:14
2. Fiffi ( 09/08/2014 17:14)
Miarahaba....

hummm.....tena tsara be kah :p sady mahafinaritra be an !

merci hery :p
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.085