Voavonjy ve ny silamo?

41. rhaj0 ( 15/09/2015 13:34)
Radavison:
dia jereo tsara fa nangataka "lehireo"...

Izay hataka any am-po tsy miloaka any angaha ho hitanao "jerena" akoriny eee... angaha tsy maintsy miteny ho renao vao mety ee... Ianao no tsy mahita fa IZY "be famindra-po" izany hanao izay mety eo foana eee... Fa ianao sy ny kajikajinao 0, 50 sy 100% ao dia reveo ao aminao ao izany ee...
42. Radavison ( 15/09/2015 20:03)
Salama rhaj0 a,

ilay finoana, finoana tena marina, no tena resaka rhaj0 a, fa tsy hoe tsy maintsy heno na hita sns... io hoe "nangataka" dia vokatr'izay tao anatin'ilay olona.
Izaho milaza aminao hoe tsy afaka mamaripartitra isika na firy na firy %, koa toa lazaina fa izaho indray no manao kajikajy... fa ilay azo antoka 100% tsy vokatry ny kajy akory io, fa avy amin'ny Tenin'Andriamanitra.
Safidy koa anie ny hino na tsia. Fa fifampizara amin'ny serasera ny eto; Trafon-kena ome-mahery ka dia am-bava homana, am-po mieritreritra.

Veloma dia mahereza daholo é,
Radasison

rhaj0:

Radavison:
dia jereo tsara fa nangataka "lehireo"...

Izay hataka any am-po tsy miloaka any angaha ho hitanao "jerena" akoriny eee... angaha tsy maintsy miteny ho renao vao mety ee... Ianao no tsy mahita fa IZY "be famindra-po" izany hanao izay mety eo foana eee... Fa ianao sy ny kajikajinao 0, 50 sy 100% ao dia reveo ao aminao ao izany ee...

43. 1Marina7 ( 16/09/2015 16:45)
TE HAHALALA VE IANAREO NY TOERANA MISY NY SILAMO. ARAHO NY FAMPIANARANA ENTIN' EPISKOPO Samüelson Edouard ao amin'ny Radio Télévision YAHOSHUAH International amin'ny site www.rtvyahoshuah.com, Ao amin'ny Radio HFF FM 97.2 eto Antananarivo, FM 104 ao Fianarantsoa sy Toliara ary Mahajanga, ny FM 91.4 ao Ambatondrazaka
44. Radavison ( 18/09/2015 08:31)
Ny famonjena tsy "par groupe" izany !
Cas par cas, individu par individu, arakaraka ny fifandraisan'ny tsirairay amin'i Jesoa Kristy ilay Mpamonjy, maty teo aminy hazofijaliana
Izay tranga ivelan'izay dia tsy fantantsika olombelona, fa Andriamaitra irery ihany no mahalala ...

Veloma sady mahereza daholo
Radavison

1Marina7:

TE HAHALALA VE IANAREO NY TOERANA MISY NY SILAMO. ARAHO NY FAMPIANARANA ENTIN' EPISKOPO Samüelson Edouard ao amin'ny Radio Télévision YAHOSHUAH International amin'ny site www.rtvyahoshuah.com, Ao amin'ny Radio HFF FM 97.2 eto Antananarivo, FM 104 ao Fianarantsoa sy Toliara ary Mahajanga, ny FM 91.4 ao Ambatondrazaka
45. leva2 ( 20/09/2015 07:36)
Velona Jesosy!

Tsy voavonjy ny silamo namana isany a, aoka hazava ! Asa raha efa henon tsika ny amin'ny hoe : "religion de la haine" fa raha mifanerasera amin'ny silamo ianao io dia ho tsapanao tsara.
Efa nanazava teto ny maro ny tsy maha-voavonjy ny silamo, tsy hidirako lalina intsony fa fanontaniana :

TAIZA ITY FIKASANA HANORINA MOSQUEE 2000 ISA MANERANA AN MADAGASIKARA ITY? HEVITR IZA? TANDINDOMIN DOZA VE NY FINOANA KRISTIANA AO MADAGASIKARA? MADAGASIKARA IZAY VOALAZA FA KRISTIANA NY 80% 90% NY MPONINA?

Saika hanokatra lohahevitra vaovao aho saingy efa miresaka silamo ihany ny zoky Hery ka dia tohizako eto eee?
46. Radavison ( 21/09/2015 07:16)
Arahabaina dôôly,

Mety ho marina ny fanasokajiana fivavahana iray ho toy izao na toy izao. Fa tsarovy hatrany fa ny "religion chétienne" tsy antoka velively ho amin'ny famonjena. Izy Kristy tenany mihitsy milaza hoe :"tsy izay manao Tompoko, Tompoko..."

Hamafisiko hatrany, sao dia misy mamita-tena, fa ny fiombonana amin'i Jeso Kristy sy ny tiavana ary ny finoana mariana (l'intimité avec Jésus, le vrai amour et la vraie foi) ireo ihany no antoka feno.
Tsy ny maha-catholique, na ny maha-protestant, na ny maha-adventiste, na ny maha-orthodoxe, na ny maha-anglican, na maha-pantécotiste, na ny maha-évangélique, na ny maha-mennonite, sy izay sapam-piangonana kristiana maro tsy tambo ho isaina, sns, sns, ets... no antoky ny famonjena.
Izany akory tsy milaza hoe aza miditra am-piangonana intsony an, aoka hazava ny resaka. Fa raha toa ka tsy manana firaisana amin'i Jeso Kristy ilay mpitarika fiangonana, inona no mba azony ampitaina amin'nireto olona taritiny afa-tsy foto-kevitra fostiny ihany, izay tsy mitondra afa-tsy fahalalana fa tsy famonjena, dia tsy misy mampiavaka azy amin'ny fivavahana hafa izay sokajiana ho toy izao sy toy izao...

Dia veloma sy mahereza daholo

Radavison

leva2:

Velona Jesosy!

Tsy voavonjy ny silamo namana isany a, aoka hazava ! Asa raha efa henon tsika ny amin'ny hoe : "religion de la haine" fa raha mifanerasera amin'ny silamo ianao io dia ho tsapanao tsara.
Efa nanazava teto ny maro ny tsy maha-voavonjy ny silamo, tsy hidirako lalina intsony fa fanontaniana :

TAIZA ITY FIKASANA HANORINA MOSQUEE 2000 ISA MANERANA AN MADAGASIKARA ITY? HEVITR IZA? TANDINDOMIN DOZA VE NY FINOANA KRISTIANA AO MADAGASIKARA? MADAGASIKARA IZAY VOALAZA FA KRISTIANA NY 80% 90% NY MPONINA?

Saika hanokatra lohahevitra vaovao aho saingy efa miresaka silamo ihany ny zoky Hery ka dia tohizako eto eee?
47. rhaj0 ( 21/09/2015 11:38)
leva2:
Efa nanazava teto ny maro ny tsy maha-voavonjy ny silamo

Io indray dia TSY olana eee... TSY voavonjy ho any @ paradisa-kristiana zareo, koa maninona moa... reciproquement, ianao leva2 TSY ho voavonjy any @ paradisa-moslimo, ka dia ady sahala ny baolina eee..

leva2:
Velona Jesosy!... Asa raha efa henon tsika ny amin'ny hoe : "religion de la haine"

Toa ianao leva2 no maneho "haine" eto, fa i "Jesoa velona" dia TSY niresaka toa izany (ny @ hafa) mihintsy... ary ny "velona" koa aloha dia ry Bob Dylan na koa ry Mohamad Ali izay moslimo eeee...

quote=leva2]KRISTIANA NY 80% 90% NY MPONINA? [/quote]
Raha ny statistika namen'ny CIA aloha dia
https://www.cia.gov/library/publications/the-world-factbook/fields/2122.html
indigenous beliefs 52%, Christian 41%, Muslim 7%

Ka dia ao ianao marary fo ao eeee...
48. leva2 ( 21/09/2015 21:51)

rhaj0:

rhaj0

Io indray dia TSY olana eee... TSY voavonjy ho any @ paradisa-kristiana zareo, koa maninona moa... reciproquement, ianao leva2 TSY ho voavonjy any @ paradisa-moslimo, ka dia ady sahala ny baolina eee..

Toa ianao leva2 no maneho "haine" eto, fa i "Jesoa velona" dia TSY niresaka toa izany (ny @ hafa) mihintsy... ary ny "velona" koa aloha dia ry Bob Dylan na koa ry Mohamad Ali izay moslimo eeee...
Ka dia ao ianao marary fo ao eeee...

Misaotra anao namana amin'ny fanehoank-kevitra.

Ny inoako sy maha-resy lahatra ahy ary ahitako porofo velona isan'andro isan'ora isa-minitra dia Jesosy irery ihany no manana ny fanalahidin'ny fiainana. Ny ankoatra izay, na iza milaza azy ho marina, na finoana inona miresaka paradisa dia lainga sy fitaka daholo.

Tsy hanomezako tsiny anao nefa izay fomba fijerinao.

Manaraka izay, ny hoe maha-religion de la haine ny islam dia teolojiana frantsay mpahay tantara momba ny religion iray no nilaza izay. Raha mifanerasera amin'ireo ianao, indrindra ka fantany hoe finoana hafa, dia ho hitanao ny fahamarinan'izany (tranga hitako sy iainako andavanandro izany namana). Etsy an-daniny ny Kristiana, raha tena Kristiana, dia tsy mankahala n'iza n'iza fa ny baiko aza ho tia ny fahavalo sy hivavaka ho an'izay manenjika. Fa ny silamo tsy izany.

Izaho manokana tsy afaka ny hankahala azy ireny namana rhaj0, na dia be aza ny ratsy efa vitan'ireny tamiko, fa ny tokony hodinihina aza dia hoe ahoana no fomba hitoriana ny filazantsara amin'ireny? Mazava ho azy, raha ilay Andriamanitra fitiavana no hotoriana, FITIAVANA izany no tokony hampanjakaina ho setrin'ny fankahalana.

Iombonako ny hevitr'i Radavison ny amin'ny atao hoe tena kristiana, fa raha nisy 10% fotsiny teto tsy ho toy izao ity firenena ity.
49. Radavison ( 22/09/2015 07:11)
Salam Ra-leva2, dia arahabaina koa ny mpisera rehetra

Misy foana ny extrémistes/fondamentalistes amin'ny réligion rehetra...

Raha manam-potoana hijerena aterineto ianao dia zahao fa misy silamo iringiriny nefa miova fo ary lasa mpitory ny filazan-tsara ao, ohatra anankiray fotsiny i Saïd Oujibou, fa misy hafa koa.

Fa ny azoko zaraina eto dia izao : ao anatin'ny fiaraha-monina silamo dia misy systèmes de valeurs, ankoatr'izay zavatra inoany. Ireo systèmes de valeurs ireo dia ampiharin'ny mpiara-monina na ny fianakaviana ho tsindry mavesatra, na fampitahorana na fanasaziana mihitsy aza, sns... ny fahafantarana an'izany dia nisy namana vitsivitsy nahita tactique/stratégie hoe any amin'ny toerana lavitry ny "fief"-ndry zareo no mi-aborder azy ireo...
Ary aza adino fa ondriNY koa ireo

Veloma sy mahereza dôôly é

Radavison

leva2:

rhaj0:

rhaj0

Io indray dia TSY olana eee... TSY voavonjy ho any @ paradisa-kristiana zareo, koa maninona moa... reciproquement, ianao leva2 TSY ho voavonjy any @ paradisa-moslimo, ka dia ady sahala ny baolina eee..

Toa ianao leva2 no maneho "haine" eto, fa i "Jesoa velona" dia TSY niresaka toa izany (ny @ hafa) mihintsy... ary ny "velona" koa aloha dia ry Bob Dylan na koa ry Mohamad Ali izay moslimo eeee...
Ka dia ao ianao marary fo ao eeee...

Misaotra anao namana amin'ny fanehoank-kevitra.

Ny inoako sy maha-resy lahatra ahy ary ahitako porofo velona isan'andro isan'ora isa-minitra dia Jesosy irery ihany no manana ny fanalahidin'ny fiainana. Ny ankoatra izay, na iza milaza azy ho marina, na finoana inona miresaka paradisa dia lainga sy fitaka daholo.

Tsy hanomezako tsiny anao nefa izay fomba fijerinao.

Manaraka izay, ny hoe maha-religion de la haine ny islam dia teolojiana frantsay mpahay tantara momba ny religion iray no nilaza izay. Raha mifanerasera amin'ireo ianao, indrindra ka fantany hoe finoana hafa, dia ho hitanao ny fahamarinan'izany (tranga hitako sy iainako andavanandro izany namana). Etsy an-daniny ny Kristiana, raha tena Kristiana, dia tsy mankahala n'iza n'iza fa ny baiko aza ho tia ny fahavalo sy hivavaka ho an'izay manenjika. Fa ny silamo tsy izany.

Izaho manokana tsy afaka ny hankahala azy ireny namana rhaj0, na dia be aza ny ratsy efa vitan'ireny tamiko, fa ny tokony hodinihina aza dia hoe ahoana no fomba hitoriana ny filazantsara amin'ireny? Mazava ho azy, raha ilay Andriamanitra fitiavana no hotoriana, FITIAVANA izany no tokony hampanjakaina ho setrin'ny fankahalana.

Iombonako ny hevitr'i Radavison ny amin'ny atao hoe tena kristiana, fa raha nisy 10% fotsiny teto tsy ho toy izao ity firenena ity.
50. rhaj0 ( 22/09/2015 10:19)
Radavison:
Ary aza adino fa ondriNY koa ireo...

Tonga dia nampidirin'i Radavison, avy ao @ imagination-dRadavison ao, tonga dia nampidiriny ho ao am-balan'ny Kristiana izany ny Moslimo :-)

Fa dia tsara lasantsy izany ianao mi-convertir ny moslimo eee... jereo ihany ny sitatistika sy ny tombatombann'ny mpandinika sy mpandalina atsy @ google (fa TSY ao @ biible).. ny silamo no hitombo isa ary hahatratra, na akory azany, aha-depa ny kristianisma... na hitsipaka havia ianao na hitsipaka havanana :-)
51. Radavison ( 23/09/2015 08:57)
Arahabaina dôôly é,

Ny google aloha tena tsy tadidiko tsara moa hoe oviana moa no tena nahazo connexion aterineto mandeha tsara ny teto amin'ny tanana, fa talohan'izany (google) dia efa fantatray ny foibe fenêtre 10/40...
Fa asa mba fantatry Google hoe iza moa ilay organisation manome vahana ny famotehana ny kristianisme : misoko miadana amin'ny haino aman-jery, miha-mahazo vahana amin'ny sehatra politika, mibaiko ny toe-karena eran-tany...?
Tsy mahagaga mihitsy anie fitombon'isan'ny silamo satria ny foto-pampianarany dia miorina amin'ny "par mérite" izay système mora eken'ny maro an'isa satria efa io no iainana andavan'andro be izao...
Tsy izay fisongan'ny antontan'isa hita maso anio izao akory no inona, fa ny fandresena farany:
"ny lohalika rehetra dia hilefitra".
Tsy resaka lasantsy koa io ry namana, na fampisehoana fahaiza-manao, fa manao izay ho afakay izahay, ary mety ho taranaka maromaro vao ho tonga hatrany amin'ny farany;
ary tsy izahay akory koa no mahery, fa raha izany dia ho takonay ka tsy ho hita ny herin'i Jeso Kristy.

Lavà velona hahita ny firaranan'ny tantatara é,

Radavison

rhaj0:

Radavison:
Ary aza adino fa ondriNY koa ireo...

Tonga dia nampidirin'i Radavison, avy ao @ imagination-dRadavison ao, tonga dia nampidiriny ho ao am-balan'ny Kristiana izany ny Moslimo :-)

Fa dia tsara lasantsy izany ianao mi-convertir ny moslimo eee... jereo ihany ny sitatistika sy ny tombatombann'ny mpandinika sy mpandalina atsy @ google (fa TSY ao @ biible).. ny silamo no hitombo isa ary hahatratra, na akory azany, aha-depa ny kristianisma... na hitsipaka havia ianao na hitsipaka havanana :-)
52. rhaj0 ( 23/09/2015 19:13)
leva2:
Ny inoako sy maha-resy lahatra ahy ary ahitako porofo velona isan'andro isan'ora isa-minitra dia Jesosy irery ihany no manana ny fanalahidin'ny fiainana. (..) Ny ankoatra izay (..) dia lainga sy fitaka daholo.
Dia torak'izany koa ho'a no lazain'ny TJ, ny Moslimo sns... ny @ Jesosy.. Ka dia ady sahala ny baolina eeee... no problemo...

leva2:
Manaraka izay, ny hoe maha-religion de la haine ny islam dia teolojiana frantsay
Dia ao ianao izany eee... minou foutsy amin'azy ao...

Izaho aty miara-miasa @ Irakiana, Alzeriana, Pakistanais, Tiorka... mihaino an-dry Bob Dylan sy nanaraka an'i Mohamad Ali ho'a... Tena hitako manana compassion sy intellizansa emosionela betsaka noho ianao izany zareo ireo izany kouh.. :-)

leva2:
Iombonako ny hevitr'i Radavison ny amin'ny atao hoe tena kristiana, fa raha nisy 10% fotsiny teto tsy ho toy izao ity firenena ity.
hi hi hi... Ka firenena iza azany no feno "tena kristiana", hany ka tena manja eee...

(mivoaha ho'a tao box-kely Kristiana io, dia mba ho kOpy ianao hoe, tena ahoana izao tontolo izao, fa tsy dia izay lazain'i Belazao anao ao dia inoana daholo eeee...)

Dia entre-pa.. ilay sarinao io ho'a, ngo dia hoe "inoanao" fa hoe sarin'i Jesosy, fa mba fantaro fa dia revirevy artistika be fotsiny io eee... fa ny "tena izy" dia ity ooo...

53. Radavison ( 24/09/2015 09:43)
Arahabaina daholo aloha é,

i Ra-leva2 tojo silamo masika, Ra-rhaj0 mifanerasera amin'ny manana compassion, izaho indray mandeha tafaraka taxi-brousse tam silamo avy eo Ambolibe nankany Antsiranana, dia tsy nanao afa-tsy resaka feno fandokafan-tena ilay ranamana nandritra ny dia, sns... tsy izay santionany hitantsika akory no tonga dia hahafahana manao safobemantsina...

Fivoahana ny Box sy ny fahafantarana an'izao tontolo, sns... izao hoy i rhaj0:
ny fitsipi-dalao amin'izao tontolo izao dia "par mérite" rhaj0 an. Hatramin'ny fony kely; tany am-pianarana dia izay mahay kokoa mahazo naoty ambony kokoa, izay tsy mahay kokoa dia mahazo naoty ambany kokoa, taloha izahay ariary nahazo mofogasy iray, ariary2 izany mahazo mofogasy 2, ny mpilalao baolina kitra izay mahatafiditra betsaka no mpandresy, sns... course bisikileta na fiara, izay mahery mandeha no mpandresy, mitady asa inao izay havanana kokoa no raisin'ny patron, sns... ka rehefa am-polo taonany maro ny olona niaina tao dia toy ny tsy misy na rediredy izay ankoatran'io, izany hoe
Raha vao mivoaka an'io "Box-be" =tontolon'ny "par mérite io" dia betsaka no tsy maharaka...
Ny mifanohitra amin'ny "par mérite" dia "par grâce". Misy io (fahasoavana no andikan'ny teny malagasy azy). Ny olona zatra ny "par mérite" raha vao resahina an'io dia avy hatrany "automatique" no ao an-tsainy (satria ny zavatra fahita matetika dia répondeur automatique, réglage automatique, vitesse automatique, vavahady automatique, sns...)
Vokatr'izay: raha vao hoe "kristiana" dia tokony "automatique" ohatran'izao na izao, fa raha tsy izany dia resa-be fotsiny. Ny "par grâce" anefa tsy mitovy amin'ny hoe "automatique"...

Raha mihidy anatina box kely io aho/izahay dia tsy ho nahafantratra akory ary tsy ho afaka nanao comparaison an'izay any ivelany sy izay ao anatiny, sy izay mety ho mauvaise compréhansion

Mahatezà ny aina hifampisera hatrany é

Radavison

rhaj0:

leva2:
Ny inoako sy maha-resy lahatra ahy ary ahitako porofo velona isan'andro isan'ora isa-minitra dia Jesosy irery ihany no manana ny fanalahidin'ny fiainana. (..) Ny ankoatra izay (..) dia lainga sy fitaka daholo.
Dia torak'izany koa ho'a no lazain'ny TJ, ny Moslimo sns... ny @ Jesosy.. Ka dia ady sahala ny baolina eeee... no problemo...

leva2:
Manaraka izay, ny hoe maha-religion de la haine ny islam dia teolojiana frantsay
Dia ao ianao izany eee... minou foutsy amin'azy ao...

Izaho aty miara-miasa @ Irakiana, Alzeriana, Pakistanais, Tiorka... mihaino an-dry Bob Dylan sy nanaraka an'i Mohamad Ali ho'a... Tena hitako manana compassion sy intellizansa emosionela betsaka noho ianao izany zareo ireo izany kouh.. :-)

leva2:
Iombonako ny hevitr'i Radavison ny amin'ny atao hoe tena kristiana, fa raha nisy 10% fotsiny teto tsy ho toy izao ity firenena ity.
hi hi hi... Ka firenena iza azany no feno "tena kristiana", hany ka tena manja eee...

(mivoaha ho'a tao box-kely Kristiana io, dia mba ho kOpy ianao hoe, tena ahoana izao tontolo izao, fa tsy dia izay lazain'i Belazao anao ao dia inoana daholo eeee...)

Dia entre-pa.. ilay sarinao io ho'a, ngo dia hoe "inoanao" fa hoe sarin'i Jesosy, fa mba fantaro fa dia revirevy artistika be fotsiny io eee... fa ny "tena izy" dia ity ooo...

54. rhaj0 ( 28/09/2015 10:23)
Radavison:
Ny mifanohitra amin'ny "par mérite" dia "par grâce".

TSY azoko fa mba velabelaro kely hoe izany "par grâce" izany e... Hoe.. ny fiainana dia tokony "par grâce" no ivoarany ve no tianao tenenina ? ...

Ny kely fantatro mantsy dia ny fiainana dia "par mérite" ny an'ny kapitalista ary "a chacun selon ses besoins" ny an'ny komonista izy teo...
55. Radavison ( 29/09/2015 08:32)
Salama rhaj0,

Ny tianao lazaina amin'ilay hoe "tokony" aloha tsy mazava amiko tsara,
saingy tsy any moa ny resaka fa ilay "par grâce" no anontanianao, ka dia io no velabelariko.

ny "par grâce" dia tsy hoe satria aho nanao an'izao sy izao dia noho izany tokony hahaza an'izao na izao, dans le sens hoe nanao apport toy aho dia tokony hi-rapporté an'izao io ho valiny ho ahy,
Indaraindray anefa afangaron'ny olona ny démarche (na procédure) sy ny apport.
Raha hangataka "grâce présidentiel" ny meloka iray, na ny fianakaviany, dia tsy maintsy misy démarche arahany : manao fangatahana, mangataka audience, mandany vola sy fotoana amin'ny déplacement, téléphone, sns, sns...
Fa raha toa ka hoe nanome vola be, na harena hafa, sns, ... dia tafiditra anatin'ny "varotra" izany satria misy takalo, ary varotra tsy ara-dalana anefa ka lazaina hoe corruption...

Ny "par grâce" izany dia tsy miankina/tsy misy resaka proportionnel amin'izay fahafahanao mividy na manome, na izay capacité na aptitude intellectuelles sy/na materielles-nao

Amin'ny fiainantsika andavan'andro dia "superposés" ireo système roa ireo dia ny "par mérite" sy ny "par grâce". Raha handray ohatra fampitahana isika dia toy ny "son audible" sy ny "ultra-son" ; "lumière visible" sy ny "infra-rouge".
Isika olombelona tsy maheno izay feo ren'ny saka sy ny alika ohatra (zahao 'i google);
Isika samy isika olombelona aza, ny sarambaben'ny olona dia izay hita maso ihany no fantany satria io no efa iainana nadavan'andro tsotra izao/ be izao, fa ny infra-rouge izany efa 'apllication' hafa indray, Eny na dia Misy foana aza io infra-rouge io na andro na alina...
Dia toa ny fisian'io "infra-rouge" io ihany koa ny "par grâce".

Koa raha ao aminao ilay 'application' ho an'ny "par grâce", dia be dia be ary maro tsy tambo ho isaina ny ohatra azo lazaina;
fa raha tsy manana afa-tsy ny 'application' (grille de lecture) valable ho an'ny "par mérite" no ijerenao izao ao amin'ny "par grâce", izany hoe toy ny appareil photo ho an'ny spectre visible hakanao sary infra-rouge,
dia ho tsikera, fitsongolohana, fanakianana, fanarabiana, fanabantiana, no ho setry hataonao.

Dia veloma sy mahereza ry mpisera rehetra

Radavison

rhaj0:

Radavison:
Ny mifanohitra amin'ny "par mérite" dia "par grâce".

TSY azoko fa mba velabelaro kely hoe izany "par grâce" izany e... Hoe.. ny fiainana dia tokony "par grâce" no ivoarany ve no tianao tenenina ? ...

Ny kely fantatro mantsy dia ny fiainana dia "par mérite" ny an'ny kapitalista ary "a chacun selon ses besoins" ny an'ny komonista izy teo...
56. rhaj0 ( 29/09/2015 13:10)
Ka ameo ohatra iray @ "par grace" azany eee... hazavao araka ny grille de lecture-nao izany ohatra ny FMBM... na ny vavaka alohan'ny hisakafo.
57. Radavison ( 29/09/2015 15:33)
Arahabaina rhaj0 zoky hajaina,

Ny fahafantarana izay tena volonté parfaite de Dieu razoky, na ho an'ny FMBM io na tranga hafa, dia par discernement, fa tsy par raisonnement (volonté parfaite io lazaiko io fa tsy volonté permissive, na koa izay miseho na dia tsy araka ny sitrapoNY aza). Raha olona tsy mino an'Andriamanitra, na inona na inona fanazavana momba an'izany "discernement " izany dia resaka mandany andro fotsiny. Resaka "volonté" fotsiny aza io efa hozatra be, mainka fa zavatra mbola lalina kokoa noho izany...

Io sakafo am-bilianao io, izay heverinao fa ny volanao no nividianana azy, dia lafo lavitra noho izany, ary lafo lavitra nohon'ny karamanao iray volana aza... efa "grâce" izany

Ny fitahiana ny sakafo sy izay mety ho fitahiana rehetra, azon'Andriamanitra natao ho an'izay tinay* ho nanaovana izany eny na dia mbola tany aloha lavitra be tany aza, satria Izy tsy voafehin'ny "elana sy ny fotoana" izay tsy inona fa zavatra namobariny ihany koa.
Ary araka ny lazainao hoe "work in progress", amin'izao fotoana izao dia efa admis fa ny "espace sy ny temps" dia nanomboka nisy niaraka tanin'ny fiandohan'izao tontolo izao. Eto indray dia mba omeo izay rohy aterineto manohitra an'izany valim-pikarohana nataon'ireo manam-pahaizana ireo aho...

Ny finoana fa Andriamanitra no namorona an'izao tontolo izao, y compris temps et espace, dia efa base-n'ilay grille de lecture-n'ny mpino.

*= ka ny grille de lecture-nao mety hiteny hoe misy fanavakavahana izany, fa prérogative-ny manokana io, eo dia efa "fomba famaky" anankiray vokatr'ilay grille koa razoky an,

fa io mbola miverina amin'ilay nolazain'iStrong3 hoe ny tena fototra dia "langages" amina univers tsy mitovy no iresahana,
zavatra tsy misy amin'ny univers-nao ve no resahina aminao...
tadidiko eto ilay reportage tany amin'ny Mikea tany FAR Toliara, fa mba mapisehoana finday ty ondaty an-tana dia nivnitika fotsiny, dia mba masehony kosa ny vilia hazo dia nolazainy hoe "saro-bidy kokoa ho ahy satria hahafahako mitady hanina..." ka izany aza mbola samy zavatra hita maso eto an-tany, hita mibaribary nyvokatry ny tsy titovian'ny "univers"
mainka fa

Veloma razoky an,
Radavison

rhaj0:

Ka ameo ohatra iray @ "par grace" azany eee... hazavao araka ny grille de lecture-nao izany ohatra ny FMBM... na ny vavaka alohan'ny hisakafo.
58. Radavison ( 29/09/2015 15:34)

59. rhaj0 ( 30/09/2015 11:17)
Radavison:
izay miseho na dia tsy araka ny sitrapoNY aza

Nataok'ty fa omnipotent n'enao.. sady koa hoe, IZY hono no "namorona izao tontolo izao"...

Lany bala ho'a ilay olombe fahiny mamahan-dresaka anareo ao, dia hoe,
---> "Omnipotent" IZY eeee...
dia nefa toa misy tsy hita azavaina, na hoe tsy azo heverina akory fa hoe vitan'i Omnipotent, ka dia hoe,
---> TSY sitra-pon'i Omnipotent iny tsy vitan'i Omnipotent iny eee...
Fa avy eo indray nefa, dia hoe
---> sitrapoNY ary "prérogative-NY manokana" an'i Omnipotent ny mampa-"tsy avotra" anao eee..

dia mino izany resak'olombe fahiny izany tokoany koa ve ianao ? Aiza ilay lojikanao eeee :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3626