Manangona angano

1. hery ( 11/09/2015 10:44)
Manomboka manangona angano aho fa efa manomboka mahazo fy amin'ilay itantarana angano isaky ny alohan'ny hatory ny boay kely. Dia araraotina mba atao amin'ny teny malagasy ilay izy fa sady fampianarana koa.

Raha misy manana dia afaka mampiditra ao amin'ny http://takila.serasera.org

Ireto no efa hitako voaangona ao

http://takila.serasera.org/tantara/tag/angano
novalian'i i-tie ny 26/02/2016 07:06
2. vahiny2004 ( 11/09/2015 12:44)
tandremo ary sao mahita angano eo :-P
3. booboo ( 18/12/2015 11:41)
Sendra hitako tany @ facebook fa kay efa misy @ teny malagasy koa ilay " Le petit prince ". Tsy mety hitako intsony ilay izy fa teny @ rindrin'olona teny
4. hery ( 20/12/2015 07:30)
Zany? Ofisialy izany? Tokony azo tadiavina mantsy raha ofisialy :-)
5. Fiffi ( 22/12/2015 06:49)
....Andraso kely azafady....

miandry elabe ...tsy mety mivoaka ny sary...
6. i-tie ( 26/02/2016 07:06)
Fa zao, rehefa mba mamerina ihany ny kolontsaina malagasy, dia araraotina ny mametraka ohabolana 1 isankerin'andro ho an'ny ankizy. Mety ho tsara e !
Trafokena ome-mahery : am-bava homana am-po mieritra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4116