You are here: home > Forum

Mandalo fanamboarana

Lohahevitra : Momba ny serasera.org
Fitohizan'ny hafatra : Mandalo fanamboarana
Valiny : 4
hery - 30/03/2016 12:58
Manao mise-à-jour-n'ny site serasera tsikelikely (mamindra azy amin'ny serveur vaovao) dia mety hisy olana vitsivitsy...
Valio | Miverina eny ambony
hery - 30/03/2016 12:59
Tsy installé ny curl (grr)
Valio | Miverina eny ambony
hery - 30/03/2016 13:02
Installing curl
Valio | Miverina eny ambony
hery - 30/03/2016 13:15
Fixing bbcode
Valio | Miverina eny ambony
hery - 30/03/2016 13:16
Okay, vita ny fanamboarana.

Miteny eo ihany raha misy olana.
Valio | Miverina eny ambony
hery - 17/04/2016 05:43
Tena tsy milamina le mysql
Valio | Miverina eny ambony