Baoritra compil

1. hery ( 09/06/2015 18:33)
Izao sisa no nihafaran'ilay resaka vola sy baoritra... Aleo ihomehezana fotsiny ny politika.























répondu par mpisotrtoaka le 17/06/2015 12:36
2. tovorandria ( 09/06/2015 19:16)
ehhhh, ny alika hono jamban´ny taolana fa ny député jamban´ny volabe maloto
3. Fiffi ( 09/06/2015 19:41)
4. zama91 ( 09/06/2015 22:15)
aiza i rabaradaka hanazava an'io resaka saosy mandehandeha io,tsy hita ihany izay marina amin ity resaka ity
5. Fiffi ( 10/06/2015 19:45)
ary toa wainnn be midi madagascar tam maraina namoaka sary we entre la vie et la mort lé olona dé we en réa ?

....nefa nivoaka tam gazety hafa sady hita tam vidéo ny nivoahany tao am lé fiara...

oula ...avy dé supprimé lé article dé nalana koh ny sary.....mdrrrrrrr
6. vahiny2004 ( 11/06/2015 14:39)

Fiffi:

ary toa wainnn be midi madagascar tam maraina namoaka sary we entre la vie et la mort lé olona dé we en réa ?

....nefa nivoaka tam gazety hafa sady hita tam vidéo ny nivoahany tao am lé fiara...

oula ...avy dé supprimé lé article dé nalana koh ny sary.....mdrrrrrrr


Dia gaga koa aho hoe entre la vie et la mort hono nefa hita be t@ ilay vidéo fa olona afaka nandeha izao no nivoaka tao. Efa mahay ny fika rehetra koa angamba ny avocat : tonga dia mody maty haingana indry !
7. mpisotrtoaka ( 17/06/2015 12:36)
Tsara le humour amle baoritra fa hay ve ka mahatahiry vola be tahaka izany ny baoritra roa e ! Ireny baoritra eny La Reunion kely ireny izany mety misy firy miliara raha SAVAINA ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1723