Ireo hadisoana telo nataon'i Lalatiana namaly ilay resaka sary miparitaka

1. hery ( 11/09/2015 07:35)
Erreurs 3 nataon'i Lalatiana? namaly ilay resaka sary nivoaka.
1. Raha tena tsy misy dikany ilay resaka dia tsy tokony novaliana. Izany no fanaon'ny mpanao politika rehefa misy zavatra maivana. Fa matoa valiana dia mahakasika ny maha ianao anao (Lewinski, DSK sns)
2. Rehefa hoe 2013 ilay sary dia dia tohanana izay hevitra izay. Sary efa taloha iny... mety efa niova fo :-) Fa tsy hoe tohanana dia tsy arovana tsara.
3. Rehefa natsidika ny resaka hoe photoshop dia tokony navela tao anatin'ilay Album ny sary original hampitahain'ny olona. Raha tsy izany dia aleo tsy nasiana resaka photoshop mihitsy. Manjary mitovy foana amin'ilay hoe nisy ni-piraté ny compte-ko.
(Sao dia io nisy ni-piraté io aza no netinety kokoa :-) )
2. Hasnfan ( 11/09/2015 15:32)
sad blem ku de zw ao antin'ireo kandida8 ts lany izy irery no nametraka fitorian;farafaratsiny tukuny nisy 2 no nitory donc ny fandraisan ny fitsarana ireo fitorian reo dia tsy fahazakana resy sad paika ho entina hanakorotana fotsiny en plus n'inona n'inona hataon'i lalatiana ts miova intsony resultat io satria +50% ne n vaton'i neny ra8 e!sady raha hoe tsy ara-dalana ne ilay soratra NENY t@ listra TIM iny de tany am-boalohany de tokony ho lavin'ny OVEC sy CENIT.
-ny blem faha2 koa de zao tedavin'i lalatina ho foanana fotsiny ny vaton'i neny r8.nefa ny tokony hataony dia ny hamerenana ny fifidianana.
=>raha averina indray nefa ny fifidianana dia tsy te hahita ny tenako hoe ho resy 90% i lalatiana satria tokony ho fatatr'i lalatina fa na misy na tsy misy ny soratra NENY dia R8 tsy mbola misy mahalany ra mbola ao @ville.Iza moa ny tsy mahalala ny symbolesn'ny TIM.
------
3. endriny ( 12/09/2015 05:06)
Zara aza izy tsy niteny hoe olona mitovitovy aminy fotsiny iny azo sary iny fa tsy izy akory.

Dia asa andeha hitory an'iza indray angaha izy izao?
4. ashley.fabia14 ( 14/09/2015 05:21)
marina lo we iz rery n nametraka fitorina t@candidat rehetra fa efa fomba mahazatra azy angamba ny we miteny fona refa misy zavatr ray de zay angamba n nahatonga azy nanao anren iz rahateo ko ts lany de ho foanana tateraka v zan layy valim-pifidianana?
5. bor2lais ( 15/09/2015 09:38)
Fa inona kay ilay resaka sary lazain'i hery eto fa tsy dia azoko loatra ?
6. tovorandria ( 19/09/2015 13:33)
lalatiana tsy maintsy imenomenona foana, na tsy i lalao aza no lany teo. Vava misokatra ny azy tsy azo akombona tsony. Ny sasany mahalala manaja tena rehefa resy fa izy tsy maintsy hanongana ny eo alohany mba ahatongavany mora2 eo amin´ilay toerana. Jereo tsara fa Lalao izao no lany, na izany aza anefa tsy hikombom-bava zany lalatiana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4354