hery - 09/10/2015 06:25
|
![]() Nisy bandy izay mantsy nibanjina tovovavy ela be mihitsy, ambony ambany. Dia tezitra ilay sipa dia nifampimenomenona teo. Dia ny navalin'i leiry hoe mpanao sary hono izy dia mitadidy ny physionomie-n'ilay sipa. Mety hoe afaka mitory ve ilay vehivavy? |
Fiffi - 09/10/2015 19:24
|
![]() ...hélas , tsy misy lalàna mifehy we tsy azo atao ny mandinika olona... |
5laody - 10/10/2015 13:06
|
![]() "le harcèlement sexuel se définit comme un ensemble répété de gestes (regard insistant, attouchement...) et/ou de paroles (avances, commentaires grossiers...) ayant une connotation sexuelle envers une personne qui n'est pas consentante. Pouvant se dérouler dans des cadres très divers, professionnel, conjugal ou autre, il porte atteinte à la dignité de la personne, avec une volonté établie de la part du harceleur de l'humilier. Considéré comme un délit, le harcèlement sexuel est puni par le Code pénal." Raha azo raisina amin'io ilay tranga dia eny, avy eo ny fanaporofoana mbola sarotsarotra. |
Fiffi - 10/10/2015 16:14
|
![]() eto dé lé bandy mandinika ambony , ambany ela be fotsiny....tsy harcèlement akory aza io raha am lalàna fa ...ny maso natao hijery...même we manao insistance be lé fijerena olona... |
5laody - 13/10/2015 10:49
|
![]() Ka tsy misy tohiny ilay tantara, normal sy tsara ny réaction'ilay sipa manontany hoe fa misy blèm angaha.(raha ny lalàna tsy dia mazava tsara hoe hatraiza ny mikaoty dia manomboka aiza ny harcèlement). fa andramo tohizana kely ilay tantara e....( ohatra hoe mba niala tsiny ve ilay "artista"?). Sa ahoana ny tohiny tao RaHery? sa hoe hitory ilay sipa fa ianao lasa manao vavolombelona? |