Vato be ao Ambolonkandrina

1. hery ( 05/03/2015 08:21)
Sao mba misy afaka maka sary an'izany vato mandondona ao Ambolonkandrina izany fa tsy azoko antsaina mihitsy.
Maninona no tsy apoaka dieny mbola tsy mikodia?

orange.mg:

10h30>
AMBOLOKANDRINA :
La population du fokontany d’Ambolokandrina a reçu un ordre d’évacuation générale mercredi soir. En effet, les fissures dans les deux blocs de rochers qui surplombent le fokontany d’Ambolokandrina se sont encore élargies de 5 cm, selon les mesures par GPS différentielle effectuées par la FTM.
novalian'i hery ny 16/03/2015 08:34
2. vony501 ( 05/03/2015 11:50)
Ahoana no fampiditra fichier PDF eto?
3. vony501 ( 05/03/2015 11:56)
http://www.bngrc.mg/communication/9-rapport-de-situation/105-point-de-situation-glissement-de-terrain-a-antananarivo.html
4. endriny ( 07/03/2015 05:50)

hery:

Maninona no tsy apoaka dieny mbola tsy mikodia?


Ka ny olana raha apoaka ilay izy dia miparitaka ny poti-bato dia mihitatra ny velaran'ny simba any ambany. Sady ilay feo fipoahana ihany koa no mandrodana ny trano sasany efa malemin'ny orana.

Ohatran'ny mba nanana hevitra aho fa nahazo vary amin'ananana maraina a
5. sitlo ( 08/03/2015 03:33)
Mba nijery fitaratra ihany aho fa tsy nahita vato be izany eo am-bolokandrina an.
6. endriny ( 11/03/2015 14:21)
Apoaka ihany ilay vatobe ry Hery a...

Hay ilay fanjakana mahita vola ihany rehefa omena ny kaompania Colas koa... 250.000.000 Fmg no manala ilay vato...

Fa dia tsy nisy kaompania Malagasy nahavita azy mihintsy ve? Aiza ny Genie Militaire taloha

Ny ahy moa vavan'ny mpanaty ran-kena fotsiny fa aza dia vakiana loatra ry zareo a
7. hery ( 16/03/2015 08:34)
Nahita vola tokoa ny fanjakana.

Ato ny namaliako an'io resaka io: http://hery.blaogy.com/post/4/8965

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4481