Momba ny fiara misy familiana havanana (volant à droite)

1. hery ( 01/08/2015 07:38)
Raha ny tokony ho izy dia tokony nifarana omaly ny fahazoan-dalana mampiasa fiara misy familiana havanana. Amin'izao anefa dia nohalavaina 3 volana izany. Koa mbola azo ovaina (na ariana) izany ny fiara misy familiana havanana hatramin'ny 31 oktobra.

novalian'i 5laody ny 22/08/2015 14:03
2. Fiffi ( 01/08/2015 15:28)
....tsy hitako mintss we inn no olana hampiasana ireo fiara conduite à droite ireo...mila vaniny fotsiny ve sa inn no tena antony ?
3. Fiffi ( 01/08/2015 15:29)
....tsy hitako mintss we inn no olana hampiasana ireo fiara conduite à droite ireo...mila vaniny fotsiny ve sa inn no tena antony ?
4. vahiny2004 ( 03/08/2015 15:06)

Fiffi:

....tsy hitako mintss we inn no olana hampiasana ireo fiara conduite à droite ireo...mila vaniny fotsiny ve sa inn no tena antony ?


Satria ny "infrastructure" rehetra eto Madagasikara dia natao ho an'ny familiana an-kavia. Mety hiteraka accident ny mamily an-kavanana @ fiara natao ho an'ny familiana an-kavia
5. 5laody ( 22/08/2015 14:03)
Io ary f'efa nisy nahita fika sahady,

izay izy dia lasa eo afovoany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.347