Liste des messages
Liste des messages, inserés par sff, par ordre de date
sff
(
29/09/2008 04:42)
dinika tsy hita
Tena mino aho fa tena tato amin'ny serasera no nametrahako izay dinika momba ny "remontant" izay. Hoe inona no sakafo remontant tsara rehefa reraka avy nanao. Tsy tadidiko hoe taiza moa no napetrako n...
suite
répondu par endrika01 le 09/10/2008 11:34
sff
(
29/09/2008 04:14)
agence matrimoniale malagasy
Mba manontany aho ry zareo raha misy agence matrimoiniale malagasy. Aiza raha misy, dia mba azo ahatokisana ihany ve?
Tsy izany mantsy fa efa betsaka ihany izay vazaha niaraka tamiko izay fa tena t...
suite
répondu par sff le 05/10/2008 04:39
sff
(
22/09/2008 00:06)
kolotsaina, rakitra ary ny lalàna
Tsy haiko izay tokony ho asiana an'ity na eto amin'ny kolotsaina na tokony ho any amin'ny hoy ny lalàna. Tsy olana loatra :)
Fony aho mbola tany Madagasikara dia mba nitady boky momba an'i Madag...
suite
répondu par fijo le 31/10/2008 21:45
sff
(
16/09/2008 07:40)
Angadrano
Ahoana kay ny fomba famonoana angadrano fa tena tsy afaka mihitsy ny ahy na sasana matetika aza.
Misy ilay shampoing antipelliculaire ireny nampiasaiko fa tsy afaka akory. Dia nisy ankizy nilaza tami...
suite
répondu par letmi le 04/12/2008 13:08
sff
(
16/09/2008 07:24)
tsy mahazaka toaka
Izaho izany lazain'ny ankizy fa tsy mahazaka taoka fa raha vao mamo dia mitomany. Tsy haiko ny antony hoe ahoana fa milatsaka ho azy ny ranomasoko. Kanefa izaho tsy mba mitomany izany mihitsy na amin'...
suite
répondu par fijo le 06/11/2008 23:01
sff
(
16/09/2008 06:51)
hazo iray isan'andro
Somary efa ela no namakiako ilay izy dia tsy tadidiko hoe taiza.
Nisy fikarohana izay natao tamin'ny toerana iray teto an-tany. Ilay izy dia olona iray ihany no nanao azy. Ary ny nataony dia mambol...
suite
répondu par Nirilala le 12/03/2009 09:13
sff
(
31/08/2008 05:34)
voambolana
Nisy an'ity lisitra voambolana ity nalefan'ny namana hoa ahy raha sendra tianareo. Nomeny erinandro aho hakana azy. Aoriian'izay, tsy haiko na mbola ho eo na tsia.
http://ndriana.myhosting247.com/s...
suite
répondu par fijo le 18/09/2008 21:59
sff
(
09/08/2008 06:41)
very tadidy aho dokotera
- Somary very tadidy aho dokotera
- Nanomboka ohaviana izany?
- Tsy tadidiko !
http://tianamix.free.fr/forum/blagueshumour/index.php?action=view&topicid=22
:-D :-D ...
suite
répondu par endrika01 le 10/08/2008 21:49
sff
(
26/07/2008 04:50)
ny hiram-pirenena malagasy
Ampahalalaiko anareo fotsiny ny zavatra notenenin'ny namako ahy dia am-bava omana.
Tamin'ny 1958-1959 no lany ho hiram-pirenena malagasy ny "Ry tanindrazanay malala". Nahazo ny laharana voaloha izy, ...
suite
répondu par sff le 13/08/2008 05:25
sff
(
23/06/2008 05:45)
veloma ry malala
Na lahy aza aho
Dia feno toloko
Fa lasa tsy hita
Ilay olon'ny foko
Nandrianiko ela
Nokoloiko fatratra
Fa tsisy tavela
Ilay tonga lafatra
Efa tamim-boalohany
No fantatray izany
Fa tsy nal...
suite
répondu par sff le 26/06/2008 02:12
