dinika tsy hita
1. sff
(
29/09/2008 04:42)
Tena mino aho fa tena tato amin'ny serasera no nametrahako izay dinika momba ny "remontant" izay. Hoe inona no sakafo remontant tsara rehefa reraka avy nanao. Tsy tadidiko hoe taiza moa no napetrako na fahasalamana na resa-dehilahy fa tsy hitako.
:P
:P
répondu par endrika01 le 09/10/2008 11:34
3. xxx
(
29/09/2008 07:32)
hery::D :lol:
Rehefa resaka manao dia jereo ao amin'ny Resak'olondehibe
Ataovy eto ny resaka remontant-nao fa tsy maninona sa ahoana ry hery?
